ZARA DIHY

ZARA DIHY ECOLE DE DANSES (DANSE DE COUPLE, AFRO)
ANIMATION ÉVÉNEMENTIELLE
ACCESSOIRES DE DANSES Danseur, chorégraphe

07/10/2023
04/09/2023
Ho ela velona ny ZARA DIHY
24/06/2023

Ho ela velona ny ZARA DIHY

05/02/2023

Miarahaba antsika rehetra!
ny COURS DE DANSES DE COUPLE antsika androany ao &T ART Andohan'imandroseza.
Misokatra ho an'ny rehetra na debutant na intermediaire.
Tongava fa Mora raisina ny fampianarana
Fanazavana: Mp na 034 10 835 71

03/02/2023

Miarahaba antsika rehetra!
ny COURS DE DANSES DE COUPLE ao &T ART Andohan'imandroseza, rahampitso ASABOTSY.
Misokatra ho antsika rehetra maniry te ahay handihy na mba te hanamafy izay Hay.
Fampianarana Tsotra, Mora raisina
Fanazavana : Mp na 034 10 835 71

06/01/2023

Miarahaba antsika rehetra!
08Janoary no hiverina ny cours de danse de couple-tsika ao &T ART ANDOHAN'IMANDROSEZA rehefa nitsahatra nandritra ny fety.
Chorégraphie maivana no ho ataontsika ahafahana manalazy nahatratra ny taona 2023.

31/12/2022

La compagnie ZARA DIHY vous souhaite une bonne et heureuse année à tous.

COMPAGNIE ZARA DIHYMamerina ny arahaba ary mirary soa ho an'ny tokantrano zay naorinareo 2 androany
24/12/2022

COMPAGNIE ZARA DIHY
Mamerina ny arahaba ary mirary soa ho an'ny tokantrano zay naorinareo 2 androany

COMPAGNIE ZARA DIHYMizara fifaliana, fitiavana mandrakariva
24/12/2022

COMPAGNIE ZARA DIHY
Mizara fifaliana, fitiavana mandrakariva

Address

Espace Volazato Andohan'imandroseza
Antananarivo

Telephone

+261341083571

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZARA DIHY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category