Da Foot

Da Foot Bookmaker Gasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

PRONOSTIC ANDROANY ๐Ÿ‘‡26/11/25SPECIAL LDC ๐ŸŒŸCOTE 3.75 ๐Ÿ”ฅ FUN ๐Ÿค‘
26/11/2025

PRONOSTIC ANDROANY ๐Ÿ‘‡26/11/25
SPECIAL LDC ๐ŸŒŸ
COTE 3.75 ๐Ÿ”ฅ FUN ๐Ÿค‘

๐Ÿด Misaona ny tontolon'ny baolina kitra : maty nohon'ny lozam-pifamoivozona tany Zamora(Espagne) i ๐˜ฟ๐™„๐™Š๐™‚๐™Š ๐™…๐™Š๐™๐˜ผ izay mpilal...
03/07/2025

๐Ÿด Misaona ny tontolon'ny baolina kitra : maty nohon'ny lozam-pifamoivozona tany Zamora(Espagne) i ๐˜ฟ๐™„๐™Š๐™‚๐™Š ๐™…๐™Š๐™๐˜ผ izay mpilalaon'ny Liverpool sy mandrafitra ny ekipa nasionaly Portugal ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น
โ–ถ๏ธ Teo amin'ny faha-28 taona izy no izao maty izao.
โ–ถ๏ธ Izy sy ny rahalahany Andrรฉ no maty tao anatin'ilay loza
โ–ถ๏ธ Nivoaka ny lalana ilay fiara noentin'izy reo dia nirehitra avy eo, na dia efa tonga ary ireo mpamonjy voina dia tsy tana intsony ny ain'izy ireo.
โ–ถ๏ธ 10 andro lasa izy no nanao mariage

๐—ฃ๐—ฆ๐—š ๐—ฅ๐—˜๐—–๐—ข๐—ฅ๐—— ๐—Ÿ๐——๐—– 2025 ๐Ÿ†Fantatrao ve fa iny score 5-0 omaly iny no mavesatra indrindra teo amin'ny tantaran'ny finale Champ...
01/06/2025

๐—ฃ๐—ฆ๐—š ๐—ฅ๐—˜๐—–๐—ข๐—ฅ๐—— ๐—Ÿ๐——๐—– 2025 ๐Ÿ†
Fantatrao ve fa iny score 5-0 omaly iny no mavesatra indrindra teo amin'ny tantaran'ny finale Champions League โ“๐Ÿ˜ฑ
Ireto avy no manaraka azy :
- AC Milan 4-0 FC Barcelone (1994)
- AC Milan 4-0 Steaua Bucarest (1989)
- Bayern Munich 4-0 Atletico Madrid (1974)
- Real Madrid 7-3 Francfort (1960)

๐Ÿšจ Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa lasa mpilalaony i ๐™๐™๐™€๐™‰๐™ ๐˜ผ๐™‡๐™€๐™“๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™€๐™-๐˜ผ๐™๐™‰๐™Š๐™‡๐˜ฟ ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ izay latรฉral droit...
30/05/2025

๐Ÿšจ Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa lasa mpilalaony i ๐™๐™๐™€๐™‰๐™ ๐˜ผ๐™‡๐™€๐™“๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™€๐™-๐˜ผ๐™๐™‰๐™Š๐™‡๐˜ฟ ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ izay latรฉral droit tao amin'ny Liverpool.
Efa tamin'ny mercato hivernal no efa nandefa offre 40 millions d'euros ny Real Madrid fa tsy neken'ny Liverpool. Izao anefa lasa maimampoana izy satria efa fin de contrat rahateo. Mazava hoazy fa hilalao avy hatrany izy amin'ny Coupe du monde des Clubs ๐Ÿ† izay hatao any Etats-Unis ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ

๐Ÿšจ ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”โŒ Vita hatreo ny tantaran'i ๐˜พ๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ค ๐™๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ก๐™™๐™ค ao amin'ny Al Nassr raha araky ny nambarany tao amin'ny compte In...
27/05/2025

๐Ÿšจ ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”
โŒ Vita hatreo ny tantaran'i ๐˜พ๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ค ๐™๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ก๐™™๐™ค ao amin'ny Al Nassr raha araky ny nambarany tao amin'ny compte Instagram-ny omaly.
: "๐‘ป๐’‚๐’‘๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’๐’š! ๐‘ต๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’Œ๐’๐’”๐’‚ ๐’‚๐’๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’•๐’๐’‰๐’š. ๐‘ด๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚"

Mametram-panontaniana ireo mpankafy baolina kitra sy ireo mpanao gazety amin'izao fotoana hoe inona tokoa no tiany holazaina โ“Ao ireo efa milaza fa hifindra klioba hafa izy amin'izao akatoky ny Coupe du monde des Clubs ๐Ÿ† izao.
Hita eo ny tohiny

โœ… Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa i ๐™“๐˜ผ๐˜ฝ๐™„ ๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™‰๐™Ž๐™Š ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ no coach vaovao-ny zareo. Nanao sonia mandritra ny...
25/05/2025

โœ… Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa i ๐™“๐˜ผ๐˜ฝ๐™„ ๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™‰๐™Ž๐™Š ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ no coach vaovao-ny zareo. Nanao sonia mandritra ny 3 taona izy izany hoe hatramin'ny 2028 ary rahampitso kosa no hatao prรฉsentation ao Madrid izy

โœ… Ten Hag kosa no misolo ny toerany ao amin'ny Bayer Leverkusen

Mety aminareo Madridistas ve โ“

๐™๐™Š๐™๐™๐™€๐™‰๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ ๐™ƒ๐™Š๐™๐™Ž๐™‹๐™๐™ ๐˜พ๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™‰ ๐˜ฟ'๐™€๐™๐™๐™Š๐™‹๐™€ ๐Ÿ†Ela no ela fa nahazo amboara ihany ry zareo Spurs ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ rehefa tsy nahita mangira...
22/05/2025

๐™๐™Š๐™๐™๐™€๐™‰๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ ๐™ƒ๐™Š๐™๐™Ž๐™‹๐™๐™ ๐˜พ๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™‰ ๐˜ฟ'๐™€๐™๐™๐™Š๐™‹๐™€ ๐Ÿ†
Ela no ela fa nahazo amboara ihany ry zareo Spurs ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ rehefa tsy nahita mangirana tao anaty 17 taona. Resin'izy ireo tamin'ny isa 1-0 ny Manchester United tamin'ny finale ๐„๐”๐‘๐Ž๐๐€ ๐‹๐ˆ๐†๐”๐„ tamin'ny omaly alina.

โญ  ๐™‡๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰๐™€ ๐™”๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™‡ hitondra ny laharana 10 ๐Ÿคฉ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธHitondra ny nยฐ10 i Lamine Yamal manomboka amin'ny taom-pilalaovana manaraka. ...
19/05/2025

โญ ๐™‡๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰๐™€ ๐™”๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™‡ hitondra ny laharana 10 ๐Ÿคฉ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ
Hitondra ny nยฐ10 i Lamine Yamal manomboka amin'ny taom-pilalaovana manaraka. Ansu Fati moa no mitondra an'ity laharana an'ity amin'izao fotoana fa nohon'ny ratra mahazo azy matetika dia tsy hita firy teny ambony kianja izy.

Vitany ve no handimby an'i Messi โ“

๐Ÿ‘‹ Aout 2024, Wojciech Szczฤ™sny naka retraite โŒโœ… Octobre 2024, nanaiky ny hiverina hilalao baolina kitra indray ka nanao ...
16/05/2025

๐Ÿ‘‹ Aout 2024, Wojciech Szczฤ™sny naka retraite โŒ

โœ… Octobre 2024, nanaiky ny hiverina hilalao baolina kitra indray ka nanao sonia ny hilalao ao FC Barcelona ๐Ÿ’™โค๏ธ

๐Ÿ† Mai 2025, nahazo amboara telo(3) (Supercoupe d'Espagne, Coupe du Roi, Liga) sady tonga tany @ demi-finale Ligue des Champions ๐ŸŒŸ

Tsara fiverenana lery๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

Mieritreritra ny hividy attaquant ny ekipa ๐—™๐—– ๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ho amin'ny taom-pilalaovana manaraka io. Iray amin'ireto attaqua...
16/05/2025

Mieritreritra ny hividy attaquant ny ekipa ๐—™๐—– ๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ho amin'ny taom-pilalaovana manaraka io. Iray amin'ireto attaquant ireto no anaty vinavina :
โ–ถ๏ธ ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป ๐—”๐—น๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜‡ ๐Ÿ‡ฆ๐Ÿ‡ท (Atletico de Madrid)
โ–ถ๏ธ ๐—”๐—น๐—ฒ๐˜…๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ธ ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ช (Newcastle)
โ–ถ๏ธ ๐—ฉ๐—ถ๐—ฐ๐˜๐—ผ๐—ฟ ๐—š๐˜†๐—ผ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ช (Sporting)
โ–ถ๏ธ ๐—˜๐—ฟ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ด ๐—›๐—ฎ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฑ ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ด (Manchester City)
Iza no safidinareo Culers โ“

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Da Foot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category