29/08/2026
π΄π₯ FARAN'NY LALAO : LIVERPOOL 2-2 NOTTINGHAM FOREST π₯π΄
β½ Ady mafy tao Anfield androany! πͺ
Nifampizara isa ireo ekipa roa tonta taorian'ny lalao feno fiovana.
π΄ Liverpool
β½ A. Isak 60'
β½ V. MuΓ±oz 82'
π³ Nottingham Forest
β½ D. Ndoye 24'
β½ M. Gibbs-White 70' (Pen)
π Tsy resy isika fa mbola misy zavatra tokony hatsaraina. Ny zava-dehibe dia ny fitohizan'ny ady! β€οΈ
π΄ Misaotra anareo Reds rehetra tamin'ny fanohanana!
π¬ Lazao aminareo:
β Iza no mpilalao nivoatra indrindra tamin'ity lalao ity?
β Ahoana ny fahitanao ity dΓ©but de saison ity?
YNWA β€οΈπ΄