03/07/2026
⚫⚪MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA - KUNG FU
AJANONY NY MIJERY FOTSINY.. AVIA MIKOTRANA.
✅Te hanatanjaka vatana sy saina ve ianao ?
✅Te hahazo hery sy fitokisana amin’ny tena ?
✅Mitady fanatanjahan-tena feno fanajana sy fifaliana ?
👉Ny KUNG-FU no valiny.
Na vao manomboka aza ianao dia tongavasoa.
Eto isika mifampisondrotra, mifampirisika, mandroso miaraka.
👉Avia hianatra, hanao fanatanjahan-tena ary hampatanjaka ny saina.
🔺tena hiady mba hahay ato @ kwoon, fa mifampiresaka sy mifampihomehy rehefa vita 😄
Ny saro-kenatra indrindra dia raisina. Izahay no mitantana sy mampianatra anao.
Tsy dahalo no ampiofanay. FA MPIADY !
📍 TOERANA : Ambohimanarina
📅 ANDRO : ISAN’ALAHADY
⏰ ORA : 08H30 MARAINA
Tèl: 034 91 278 99