Bevalala Sport

Bevalala Sport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bevalala Sport, Antananarivo.

Ny FIHEZAB na ny Fitaizana ny Herin'ny Zatovo Bevalala dia sehatra iray hamolavolana ho olombanona vatana, saina, fanahy miezaka manampy azy ho tia miafanina amin'ny tsara, tia manandratra ny ahafa, ary mamondrona ny talenta hikatsahana ny soa iombonana.

20/07/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maurice Jean, Jaén Maurice Rainizanaka

BFC nandrombaka ny 2em édition mifanandrina @ THT sambany manao finale. Tohano ny ekipanao
21/05/2023

BFC nandrombaka ny 2em édition mifanandrina @ THT sambany manao finale. Tohano ny ekipanao

21/05/2023

Iza no mendrika hahazo ny amboara?

30/10/2022

Nitarika 1 sy 0 ny BFC aveo tratran'n PSGZFA 1 sy 1. prolongation natafiditra isa iray ny BFC ary ino no niafarany. Bravo BFC

Iza no mendrika hahazo an'io ry zala? Hody Bevalala ve sa AnosibeAlefaso izay masahy 🔚
29/10/2022

Iza no mendrika hahazo an'io ry zala?
Hody Bevalala ve sa Anosibe
Alefaso izay masahy 🔚

26/10/2022

Sahy manome 01 ny PSGZFA ilay bandy akamako ato 😂 20 000ar ny fond-nay

Bravo be ho anareo naharesy e! Voka-dalao 1/2 finale√√ 02 PSG ZFA  # ZANDRY GASY 01√√ 02 BFC  # FCA TANA 01 √√ FINALE LE...
23/10/2022

Bravo be ho anareo naharesy e!
Voka-dalao 1/2 finale

√√ 02 PSG ZFA # ZANDRY GASY 01
√√ 02 BFC # FCA TANA 01

√√ FINALE LEHIBE Alahady 30 Okitobra 2022 izao @ 2ora tolakandro
Tsy diso!

√√ "BFC # PSG ZFA

Omby matavy ho an'izay mandresy raha ondry ho an'izay resy.

Iza no mendrika handimby ny FCZN ka hibata ny amboara 2é édition? Ry zala avy eny Anosibe ve sa ry zala avy eto Bevalala?

17/10/2022

Raikitra amin'izay ary ny adin'ny samy galy fantsy ka hoita eo izay mahery

DEMI-FINALE ALAHADY 23/10/22 IZAO

√√ 11h 00 : PSG ZFA Avy eny Anosibe # ZANDRY GASY Ankadivoribe

√√ 13H 00 : Bevalala FC # FC TANA avy ao Ankadivory

Iza no Barca dia iza no Real?

Afaka miloka sy manao taimbava fa tsy mahazo miady!!

Mazava ireo ekipa tafiakatra 1/2 finalBFC FC TANAPSGZFAFC Zandry GasyRAHAMPITSO KOSA VAO FANTATRA NY EKIPA MPIFANANDRINA...
16/10/2022

Mazava ireo ekipa tafiakatra 1/2 final
BFC
FC TANA
PSGZFA
FC Zandry Gasy
RAHAMPITSO KOSA VAO FANTATRA NY EKIPA MPIFANANDRINA
Samy henjana daolo ireo

Arahabaina ry zala BFC ireto rehefa nandresy FC Voamadilo tamin'ny isa 4 sy 2 ka hanao 1/2 finalIza re no ho hifanandrin...
15/10/2022

Arahabaina ry zala BFC ireto rehefa nandresy FC Voamadilo tamin'ny isa 4 sy 2 ka hanao 1/2 final
Iza re no ho hifanandrina aminy ee?

15/10/2022

Programme match foot à 11 Bevalala, "1/4 de FINALE"
SABOTSY
15/10/22
√14h BFC # VOAMADILO

ALAHADY
16/10/22

√9h00 PSG ZFA # FC BONGATSARA

√11h00 THT # ZANDRY GASY FC √14h FCA TANA # FC GRAND

PROGRAMME

√1/2 Finale 23/10/22,

√Finale 30/10/22

Omby matavy ny loka 🐂🐂🐂

09/10/2022

Vokadalao androany 09/10/22 8éme de finale
√ 05 FC TANA # 3 FC FAMILLE
√03 FC GRAND # 01 U-MAGIS
√03 FC BONGATSARA # 01 AS SPARTIATES
√ 03 BFC # 01 FC GENERATION

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bevalala Sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bevalala Sport:

Share