Look -Primo

Look -Primo Misaotra ny anay �

Ito indray ny arrivage tsika manaraka ☺️😘Tonga dia alefantsika varo boba fona fa aza tara 🌹.🪠Air jordan9 made in Vietnam...
24/07/2026

Ito indray ny arrivage tsika manaraka ☺️😘
Tonga dia alefantsika varo boba fona fa aza tara 🌹.
🪠Air jordan9 made in Vietnam🔥
Prix:55.000ar au lieu de 65000ar 😄
☎️:0346064884/0347395024
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko

Hoanao mitady produit tsara nefa tena mora dia aza misalasala miditra mp fa ho afa po ianao mampiasa azy ireto 🌹✅ Shampo...
14/07/2026

Hoanao mitady produit tsara nefa tena mora dia aza misalasala miditra mp fa ho afa po ianao mampiasa azy ireto 🌹
✅ Shampooing+Mask a base tongolo gasy dia tena manome aina ny volonao.Ireto daholo ny tombontsoa azonao am fampiasana azy🥰
🟣Mampalama sy mampangirana ny tahom bolo
🔴Manamafy ny tahom bolo mba isorohana ny fihintsanana🙂
🟤Mampijanona avy hatrany ny volo tapatapaka sy mamerina ny volo simba ny fer
🟡Manala angandrano sy mampatevina ny volo
❌Mety am karazam bolo rehetra sy mora ampiasana✅
Vidiny:20000ar
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko
Contact:03460648884/0347395024

Ato indray izay mahalala ny mora ary e😍😄.Tsy misy tantaraina be intsony fa alefaso commande fa aza mba miady varotra int...
05/07/2026

Ato indray izay mahalala ny mora ary e😍😄.Tsy misy tantaraina be intsony fa alefaso commande fa aza mba miady varotra intsony kosa nefa🙄.Ao amin'ny commentaire ao couleur an.
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko

Io ary lay fihenam bidy goavana be  fa alefaso haingana ny commande😄😍Alefa 50000ar au lieu de 60000arContact:0346064884/...
01/07/2026

Io ary lay fihenam bidy goavana be fa alefaso haingana ny commande😄😍
Alefa 50000ar au lieu de 60000ar
Contact:0346064884/0347395024
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko🚲🚙🚐

Mahazo daholo amzay kosa an😄😍.Alefa 45000ar au lieu de 60000ar fa araraoty 🙂Pointure:36 à 43 Manao livraison sy mandefa ...
28/06/2026

Mahazo daholo amzay kosa an😄😍.Alefa 45000ar au lieu de 60000ar fa araraoty 🙂
Pointure:36 à 43
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko

Io ary lay fihenam bidy be fa alefaso haingana ny commande
18/06/2026

Io ary lay fihenam bidy be fa alefaso haingana ny commande

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Look -Primo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share