French IMPEC

French IMPEC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from French IMPEC, Coach, Andavamamba, Antananarivo.

🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS PRATIQUE
🔴 COURS NORMAUX ET ACCÉLÉRÉS
🔵 POUR LES OBJECTIFS PROFESSIONNELS
🟡 ENTRETIEN D'EMBAUCHE
🟢 OBTENIR UN DIPLÔME
🟠 POUR LES ÉTUDES
👉 INSCRIPTION AU 0385500034

🎯 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ – NIVEAU DÉBUTANT 🇫🇷 RENTRÉE : 01 SEPTEMBRE 🇫🇷 TU COMPRENDS LE FRANÇAIS… MAIS TU N'ARRIVES TOU...
26/08/2026

🎯 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ – NIVEAU DÉBUTANT
🇫🇷 RENTRÉE : 01 SEPTEMBRE

🇫🇷 TU COMPRENDS LE FRANÇAIS… MAIS TU N'ARRIVES TOUJOURS PAS À PARLER ?

Mahazo teny français ve ianao, saingy mbola sahirana miteny, mbola mitady teny rehefa miresaka, na mbola tsy afaka maneho hevitra tsara amin'ny français ?
👉 Izao no fotoana HAMAHANA izany olanao izany !

Ny tanjonay dia ny hanampy anao :
✅ Hiteny français amin'ny confiance
✅ Haneho hevitra amin'ny fomba claire et naturelle
✅ Hanatsara ny vocabulaire, grammaire et conjugaison
✅ Hahazo aisance à l'oral
✅ Hahay hampiasa ny français amin'ny tena fiainana

📚 Tsy théorie fotsiny, fa pratique orale, échanges, exercices ary méthode interactive.

🔥 NIVEAU DÉBUTANT= fotoana hanovana ny « Je comprends » ho « Je sais m'exprimer ».

📅 PROCHAINE RENTRÉE : 01 SEPTEMBRE
⏰ 09h00 – 11h00
📍 Andavamamba, derrière l'université ESUM – SunCity Animation

📞 Inscription & informations : 038 55 000 34
⚠️ Places limitées.

👉 Aza avela hijanona ho compréhension passive fotsiny ny français-nao. Ampiasao. Mitenena. Mandrosoa. 🇫🇷

24/08/2026

🇫🇷 Mbola manao erreur amin'ny fampiasana « Beaucoup de » ve ianao ? 🤔

Mora be ny mampiasa « Beaucoup de », saingy misy règle iray tena ilaina tokony ho fantatrao. 👀

❌ Beaucoup des personnes aiment le français.
✅ Beaucoup de personnes aiment le français.

🎯 Ao anatin'ity vidéo ity dia hazavaiko aminao ny fomba fampiasana marina ny « Beaucoup de », miaraka amin'ny exemples tsotra sy mora ampiharina.

💡 Rehefa mahafehy ity règle ity ianao dia hisoroka erreurs fréquentes ary hiteny français amin'ny fomba plus naturelle.

💬 Défi : Fenoy ity fehezanteny ity 👇
👉 J'ai beaucoup ___ travail aujourd'hui.
A. de
B. du

Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao! 🇫🇷

📚🇫🇷

Franchement, ce genre de commentaire nous réchauffe le cœur ❤️ Izao ilay retour anisany mahatonga anay   hatrany hanampy...
24/08/2026

Franchement, ce genre de commentaire nous réchauffe le cœur ❤️

Izao ilay retour anisany mahatonga anay hatrany hanampy ireo izay te ahay hiteny français. Hita fa mahomby ny méthode d'apprentissage naturel izay nampiarinay nandritran'izay 5 taona izay. Maro no tsy nino tamin'ny voalohany, maro no niteny hoe "Tena sarotra ilay izy!". Kanefa raha nahavita an'ilay izy dia maro no nahita tsirony 😁🎓💼

Tena faly izahay tompoko, maniry koa izahay mba ho maro ny ahita vokatra tahaka izao.

🔴Mangataka izahay tompoko, ho an'ireo tato ka nahita soa tamin'ny fampianaranay, manasa anareo tompoko mba hanao commentaire eto, ce serait un grand plaisir de lire vos commentaires 😁😉

Raha mbola tsy hisoratra anarana kosa ianao, fotoana izao, efa miandry anao ny toeranao.

Inscrivez-vous des maintenant.

Un grand merci particulièrement à Iarife William's

🇫🇷 AUXILIAIRE « AVOIR » OU « ÊTRE » ? 🤔Maro ny apprenants no mbola misalasala rehefa mampiasa ny passé composé :👉 J’ai a...
22/08/2026

🇫🇷 AUXILIAIRE « AVOIR » OU « ÊTRE » ? 🤔

Maro ny apprenants no mbola misalasala rehefa mampiasa ny passé composé :
👉 J’ai allé ? ❌
👉 Je suis allé ? ✅

Andao hohazavaintsika amin'ny fomba tsotra 👇
✅ 1. AUXILIAIRE « AVOIR »
Ny ankamaroan'ny verbes dia mampiasa avoir.
📌 Exemples :
J'ai mangé.
Nous avons travaillé.
Elle a fini son travail.
Ils ont regardé un film.

✅ 2. AUXILIAIRE « ÊTRE »
Ampiasaina indrindra amin'ny verbes de mouvement / changement d'état sasany, toy ny :
➡️ aller → Je suis allé(e)
➡️ venir → Je suis venu(e)
➡️ partir → Je suis parti(e)
➡️ naître → Je suis né(e)
➡️ mourir → Il est mort
➡️ tomber → Elle est tombée

💡 Misy koa ny verbes pronominaux izay mampiasa être :
Je me suis levé(e).
Elle s'est réveillée.
Nous nous sommes préparés.

⚠️ Attention : rehefa mampiasa être, ny participe passé dia matetika manao accord avec le sujet.
👉 Elle est arrivée.
👉 Ils sont partis.
👉 Elles sont venues.

🎯 À retenir :
AVOIR = majorité des verbes
ÊTRE = certains verbes + verbes pronominaux

💬 Défi à relever : Iza no marina? 👇

« Hier, Marie ___ arrivée à 8h. »
A. a
B. est

Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao! 🇫🇷

📚🇫🇷

20/08/2026

🇫🇷 LES CONNECTEURS LOGIQUES — ÉPISODE 1️⃣

🤔 Fantatrao ve fa ny connecteurs logiques no manampy anao hampifandray tsara ny hevitrao rehefa miteny na manoratra français ?

Maro ny apprenants no mahay vocabulaire sy grammaire, saingy rehefa te hanazava hevitra dia mbola misaraka na mikorontana ny phrases.

🎯 Inona ary no atao hoe connecteur logique ?
👉 Inona no andraikiny?
👉 Rahoviana no ampiasaina?
👉 Ary ahoana no hampiasana azy amin'ny fomba marina?

📚 Ao anatin'ity vidéo ity no hanombohantsika ity série vaovao ity, izay hianarantsika tsikelikely ireo connecteurs logiques tena ilaina amin'ny français.

💡 Rehefa mahafehy azy ireo ianao dia afaka maneho hevitra amin'ny fomba plus claire, plus naturelle et plus structurée.

🔥 Épisode 1 androany. Aza adino ny manaraka ireo épisodes manaraka!

💬 Un défi à relever : Inona avy ireo connecteurs logiques efa fantatrao?
Soraty ao amin'ny commentaire 👇

🇫🇷📚

🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ📅 PROCHAINE RENTRÉE : 26 AOÛT ❓ Mahatakatra français ve ianao nefa tsy sahy miteny?❓ Matahotra...
18/08/2026

🇫🇷 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ
📅 PROCHAINE RENTRÉE : 26 AOÛT

❓ Mahatakatra français ve ianao nefa tsy sahy miteny?
❓ Matahotra hanao fautes ve ianao rehefa miresaka?
❓ BLOQUÉ ve ianao rehefa miteny?
❓ Mbola manahirana anao ve ny grammaire sy ny conjugaison?

⛔ Raha mbola ireo no sakana mahatonga anao tsy handroso, dia fotoana izao hanovàna izany.
👉 COURS DE FRANÇAIS PARLÉ
👉 NIVEAU INTERMÉDIAIRE (3 MOIS ihany ny français-nao dia hiova)

🎯 Ny tanjonay dia tsy ny hampianatra anao théorie fotsiny, fa ny hanampy anao HAHAY HAMPITENY français amin'ny tena fiainana.

✅ Méthode pratique sy interactive
✅ Fanazavana tsotra sy mora azo
✅ Pratique orale tsy tapaka
✅ Accompagnement mandra-pahazoanao confiance en soi

📈 Efa maro ireo nanomboka tamin'ny aotra ary afaka miresaka amim-pahatokisana ankehitriny. Nahoana ianao no tsy ho isan'izy ireo?

🔴 COURS UPGRADE (NIVEAU INTERMÉDIAIRE)
⏰ HORAIRES : 12h00 – 14h00
🏫 LIEU : Andavamamba, derrière l'université ESUM, SunCity Animation

📞 Inscription & informations : 0385500034

🔥 Aza miandry fotoana tonga lafatra. Ny dingana voalohany raisinao anio no mety hanova ny hoavinao rahampitso.

⚠️ Places limitées.

17/08/2026

Iza avy ary ireo nitady cours de français kilasy mandry ireny ?

🇫🇷 TU CONNAIS CES EXPRESSIONS FRANÇAISES ? 👀Un sang d’encre ? 🩸Des copains comme cochons ? 🐷Remettre quelqu’un en selle ...
17/08/2026

🇫🇷 TU CONNAIS CES EXPRESSIONS FRANÇAISES ? 👀

Un sang d’encre ? 🩸
Des copains comme cochons ? 🐷
Remettre quelqu’un en selle ? 🐴
Être comme un poisson dans l’eau ? 🐟

🤔 Si tu traduis ces expressions mot à mot, leur sens risque de te surprendre !

👉 Fais défiler le carrousel et découvre leur véritable signification avec des exemples simples.

💬 Question : laquelle de ces expressions connaissais-tu déjà ?

📌 Enregistre cette publication pour la revoir plus t**d et partage-la avec quelqu’un qui apprend le français !

14/08/2026

🇫🇷 « ROULER QUELQU’UN DANS LA FARINE » ?! 🧐

🤔 Ahoana no ahafahana manakodia olona ao anaty farine? 😂

Mazava ho azy fa expression idiomatique izy io, ka tsy tokony ho raisina au sens littéral.

👉 « Rouler quelqu’un dans la farine » = tromper quelqu’un, le duper, le manipuler.

📌 Exemple :
Il m’a promis un emploi, mais il m’a roulé dans la farine.

🎯 Ao anatin'ity publication ity dia ho fantatrao ny tena signification, ny fomba fampiasana azy ary ny exemple azonao ampiasaina amin'ny français.

💬 Défi à relever : Efa naheno an'io expression io ve ianao? Inona no expression idiomatique française hafa tianao hohazavaintsika?

👇 Zarao ao amin'ny commentaire!

🇫🇷

🇫🇷 EXPRESSION DU JOUR : « C’EST LA FIN DES HARICOTS » 🫘🤔 Efa naheno an'io expression io ve ianao?« C’est la fin des hari...
13/08/2026

🇫🇷 EXPRESSION DU JOUR : « C’EST LA FIN DES HARICOTS » 🫘

🤔 Efa naheno an'io expression io ve ianao?

« C’est la fin des haricots » dia expression idiomatique izay midika hoe tena ratsy ny toe-javatra, tsy misy vahaolana intsony, na tonga amin'ny farany ny zavatra iray.

📌 Exemple :
👉 Il a perdu son emploi, il n'a plus d'argent… C'est la fin des haricots !

⚠️ Tandremo : Aza adika mot à mot izy io. Tsy hoe "Tena tapitra tanteraka ny tsaramaso"! 😄

💬 Défi à relever :
Inona ny expression française hafa fantatrao izay tsy azo adika mot à mot ?

👇 Soraty ao amin'ny commentaire !

🇫🇷📚

Address

Andavamamba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when French IMPEC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category