BCA CLUB ROUTE DIGUE Ambodihady Petanque et Loisirs

BCA CLUB ROUTE DIGUE Ambodihady Petanque et Loisirs Pétanques

BCA CLUB dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny asaramanitra,mirary soa sy fahombiazana hatrany ho antsika rehetra...
26/06/2021

BCA CLUB dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny asaramanitra,mirary soa sy fahombiazana hatrany ho antsika rehetra.

BCA CLUB

08/06/2021

Allô,allô
Ho antsika rehetra mpilalao tsipy kanetibe,efa misokatra ny fidirana ho CLUB BCA ho an'ireo izay te hiditra,ho an'ny sokajy rehetra.Toy izao ny fidirana amin'izany:
-droit ;30 000ar efa ao anatin'izany ny licence sy ny maillot
-avantage maro toy ny fananana terrain "BOULODROME ROUTE DIGUE AMBODIHADY" ka afaka kikotranana amin'ny andro ehetra,mbola misy ny ankoatrzay ka aza misalasala miantso na manantona mivantana ny tomponandraikitra fa hazavaina aminareo ny antsimpiriany rehetra.

Contact et info :034 44 466 62;032 45 098 74;034 39 169 99

Misaotra
BCA CLUB

Allô allô,raikitra amin'izay ny lalaontsika e,fepetra arapahasalamana tsy maintsy tandrovina ary voafetra ny isan'ny mpa...
01/06/2021

Allô allô,raikitra amin'izay ny lalaontsika e,fepetra arapahasalamana tsy maintsy tandrovina ary voafetra ny isan'ny mpandray anjara,koa manasa antsika rehetra ho tonga eny @ BOULODROME route DIGUE AMBODIHADY.
Fanokafambavony izy ity fa ho avy ny manetsa be
Misaotra

04/05/2021

"Zay tompondaka eto Madagascar no hisolo tena ny Malagasy hanao ny tompondaka Afrika",toraka voninkazo sahady ho an'ny Filoha vaovao,ahoana ny hevitrao?

Address

Route Digue Ambodihady
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BCA CLUB ROUTE DIGUE Ambodihady Petanque et Loisirs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share