02/09/2026
🚨 Fabrizio Romano : « Ahoana no ahazoako vaovao momba ny transfert ? Mpilalao maro no mandefa SMS amiko mivantana, ary izaho koa indraindray no mandefa SMS amin’izy ireo mba hangataka vaovao.
Indraindray aza dia miteny amiko izy ireo hoe: “Azafady, afaka milaza zavatra momba ahy ve ianao, satria te hiala amin’ny club-ko aho?”