Lovely Bout'hika

Lovely Bout'hika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lovely Bout'hika, Antananarivo.

"COMMENT VENDRE SUR FACEBOOK?"💰💰💰Coucou daholo😊 misy liana ve ianareo raha fampianarana kely indray no ho atao-tsika alo...
17/07/2023

"COMMENT VENDRE SUR FACEBOOK?"💰💰💰
Coucou daholo😊 misy liana ve ianareo raha fampianarana kely indray no ho atao-tsika aloha😊 Resaka vente en ligne (sur facebook)
-Ahoana ny atao raha te hivarotra tsy manana Page facebook?
-Ahoana no atao raha hanokatra page Facebook (Page de vente) / Ahoana no fanaovana ireny boost ireny?
Raha liana ianareo dia abonneo ny pejy😊 ary antsoy ny namana, zarao ity publication ity sao mahasoa ny hafa🥰
Koa misafidiana ary date zay mety ambany ireto raha liana ianao😊

Samedi 24 Juillet vers 8h du matin
Mercredi 26 Juillet vers 8h du matin
Zay be mpisafidy no anovan-tsika azy😊 atao en direct lay izy
N.B.: afaka mifampizara traikefa sy mifanamoy ao isika🥰

Mpankafia baolina kitra ve ianao?aza misalasala mitafa aminay!🪴Maillot football🪴25.000arDispo en équipe✊Livraison tanà/P...
29/05/2023

Mpankafia baolina kitra ve ianao?aza misalasala mitafa aminay!
🪴Maillot football
🪴25.000ar
Dispo en équipe✊
Livraison tanà/Province🏍️🚌
034.84.003.36📞

Mivarotra en gros ou en détail:🪴Maillot foot 25.000 ar (1)🪴Survette 38.000ar (1)🪴Short 10.000ar (1)Sur Livraison daholo📞...
09/05/2023

Mivarotra en gros ou en détail:
🪴Maillot foot 25.000 ar (1)
🪴Survette 38.000ar (1)
🪴Short 10.000ar (1)
Sur Livraison daholo
📞034.84.003.36

25/02/2023
Hey ooo🥰🥰Ho antsika ato iany ty an🤫🤫😊Mba fankasitrahana anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra dia atao-tsika 10.000ar dah...
24/02/2023

Hey ooo🥰🥰Ho antsika ato iany ty an🤫🤫😊
Mba fankasitrahana anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra dia atao-tsika 10.000ar daholo ny manao personnalisation ana maillot😱‼️ NA MAILLOT AVY ATO NA AVY ANY IVELANY😱😱
8.000ar kosa rah manao 5 no miakatra🤗🤗Araraoty ary fa mandalo iany ann🥰
Contact: 034.84.003.36

14/02/2023

Miarahaba antsika rehetra🥰🌼
🤎Ity page ity dia nosokafana mba mba hamarotana karazana zavatra maro ilain'ny rehetra sady mahasoa💫
🤎Marihina fa mbola vente en ligne ihany hatreto ary eto tanà izahay🌼afaka mandefa ho anareo any @ faritra ihany koa☺️
Ity ny laharana ahafahan-tsika mifandray:034.84.003.36📞

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovely Bout'hika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share