Rijasoa Manana

  • Home
  • Rijasoa Manana
Call

Rijasoa Manana I won't give up until all my dreams will be fulfilled! God helps me to achieve them! I praise his na

🌏🎈Ireto daholo ny faritra andehanana raha ho any Nosy Be izay toerana anaovanay Tournée SAVA sy DIANA 🎈🌎✅️Faritra Betsib...
26/10/2026

🌏🎈Ireto daholo ny faritra andehanana raha ho any Nosy Be izay toerana anaovanay Tournée SAVA sy DIANA 🎈🌎
✅️Faritra Betsiboka: Maevatanàna
✅️Faritra Boeny: Ambondromamy
✅️Faritra Sofia: Mampikony, Boriziny, Antsohihy
✅️Faritra Diana: Ambanja

🏝🏖Avy eo Ambanja no mankany Ankify maka vedette miampita ranomasina mandeha Nosy Be.

‼️Milay hoah ity service ity! ❤️
Vita ny Ecole des Parents sy Formation Pédagogique, izahay mankafy ny toerana isan-karazany sy ny olona ao!

Mandefasa MP na WhatsApp na antsoy mivantana Dr Rijasoa Manana amin ny 034 89 207 05 raha hisoratra anarana.

RN6 handeha  Nosy Be, Sambava, Antalaha, ary AmbanjaFormation Pédagogique sy Ecole des Parents miaraka amin I Dr. Rijaso...
26/10/2026

RN6 handeha Nosy Be, Sambava, Antalaha, ary Ambanja
Formation Pédagogique sy Ecole des Parents miaraka amin I Dr. Rijasoa Manana
SAVA DIANA: navy zahay e ❤️ 💙 💜

🎯♦️Magnavaratra lalan ny tômabily!♦️🎯🔥Formation Pédagogique Antalaha 2-3 Novembre ♨️ Lycée Bambino Antalaha 🌿Miaraka ami...
26/10/2026

🎯♦️Magnavaratra lalan ny tômabily!♦️🎯

🔥Formation Pédagogique Antalaha 2-3 Novembre
♨️ Lycée Bambino Antalaha
🌿Miaraka amin I Dr. Rijasoa Manana
🍁Niveaux: presco, primaire, secondaire, lycée
🌷Droit: 15,000 ar
🌸Frais de formation: 25,000 ar
(Najotso prix fa samy minday sakafo nazy)

🫟Inscription ouverte 🫟
‼️Participants limités ‼️

📩📩Tongava mp na WhatsApp na antsoy mivantana ny 034 89 207 05.

📍📍Afaka misoratra anarana mivantana amin ny Lycee privé Bambino koa!

25/10/2026

🔺️🔻Ecole des Parents SAMBAVA 🔶️🔷️
31 OCTOBRE à 8h Sambava Centre
Tarihin j Dr Rijasoa Manana

🌺🇲🇫Mampianatra teny frantsay mampiasa teny gasy. 🇲🇬 💜💥💥Etape 1: mijery sy mandray objet anankiray izay tiany eo ambony l...
25/10/2026

🌺🇲🇫Mampianatra teny frantsay mampiasa teny gasy. 🇲🇬 💜

💥💥Etape 1: mijery sy mandray objet anankiray izay tiany eo ambony latabatra ny mpianatra
===>MANIPULATION d objet na Fikirakiràna zavatra no anaran izay etape izay

💥💥Etape 2: manontany momba io objet io sy ny antony ilàvana azy amin ny TENY MALAGASY ny mpampianatra
====>REFLEXION sur l objet na fieritreretana momba ilay zavatra izay etape faharoa izay

💥💥Etape 3: mamaly fanontaniana momba ilay objet ny mpianatra ary maneho ny heviny
====>EXPRESSION LIBRE sur l objet izay na fanehoan-kevitra malalaka satria ny tanjona dia hahafantarany ny CONCEPT izay abstrait aloha

‼️‼️Eto dia efa tafiditra anaty atmosphere positive sy relaxante ny mpianatra ka lasa matoky tena fa tsy matahotra intsony. Dia misokatra tsara ny saina ary motivés izy satria MAHATSIARO HOE MAHAY.

💥💥Etape 4: miresaka amin ny namana eo akaikiny mikaon-doha hoe ahoana ny filaza an ireo zavatra noteneniny am-bava ireo en Français (atidoha roa no miketrika dia mifampianatra)
====>PEER EXCHANGE na fifanakalozan-kevitra amin ny namana no dikan izay satria mila mifandray sy mifanohana ny samy mpianatra

💥💥Etape 5: manoratra au propre ireo phrases completes roa hitany en Français ny tsirairay. Ohatra: C' est un poisson. On mange les poissons avec du riz.
====>GIVING SENSE TO THE OBJECT IN THE TARGET LANGUAGE izay etape izay na manome dikany ny zavatra raisiny amin ilay fiteny ianarany

💥💥Etape 6: mamonjy groupe misy objet mitovy aminy ny ankizy dia ao zareo miresaka momba an iny objet iny EN FRANÇAIS.
=====>TARGET LANGUAGE PRACTICE IN GROUPS no fiantso an izay satria tsy maintsy tenenina ny langue ianarana. Fa raha atao tsirairay hoe iza hiteny dia mbola manahirana.

💥💥Etape 7: mifandimby miteny momba ny objet ny groupe ka mitsangana eny aloha isaky ny groupe MIRESAKA (fa tsy mamaky) an ilay objet eny am-tanany
====>TARGET LANGUAGE PRESENTATION zay na fanaovana presentation momba ilay objet satria efa tsy mamaky intsony izy fa efa hainy ka tsy tsianjery maimbo no ataony fa efa mahafehy tsara ilay CONCEPT hoe inona ny Poisson sy ny ilàvana azy

🤩😍💚❤️Izay ilay fampiasàna teny gasy amin ny fampianarana teny FRANÇAIS antsoina hoe TRANSLANGUAGING.

🚫🚫🚫Raha natao immersion totale io dia tsy nandray anjara ny besinimaro satria TSISY OUTILS PEDAGOGIQUES fa olom-bitsy efa mahay sy izay sahisahy ihany no miteny ary ny mpampianatra MITATATATA eo miteny FRANÇAIS mihevitra fa tafiditra ao andohan ny mpianatra. Dia asainy manao REPETITION sy MEMORIZATION eo ny mpianatra na dia tsy hainy aza. Rehefa manao evaluation dia vitsy no mahay dia ny mpianatra no mahazo tsiny.

🌿🎀🔰Santionan ny methodes mahomby mampazoto mpianatra sy mampivelatra ny mpampianatra omeko Dr Rijasoa Manana io mandritra ny Formation Pédagogique. Sady anaty ambiance tanteraka amizay ny mampianatra fa tsy sorena kanefa ny ankizy mavitrika mandray anjara. Misy methodes maro vaovao sady mampandray anjara mpianatra ampianarana SVT, Mathematiques, Physique Chimie, SVT, Hosto- Geo, sy ny hafa.

⛔️⛔️TSY THEORIE BE FA PRATIQUE DIRECT

Niveaux: presco - primaire - secondaire - lycée

🎈🌺🎈Tongava mp na WhatsApp na antsoy mivantana ny 034 89 207 05 raha hisoratra anarana amin ny FORMATION PÉDAGOGIQUE akaiky anao.

🟢🟢FORMATION PÉDAGOGIQUE NOSY BE
☑️28 - 29 Octobre
☑️8h - 16h
☑️Lycee FJKM FAHASOAVANA DZAMANDZAR
☑️Droit itazomana place: 15,000 ar
☑️Frais de formation: 25,000 ar
☎️ Contact: 034 89 207 05

🟣🟣FORMATION PÉDAGOGIQUE ANTALAHA
☑️2 - 3 Novembre
☑️8h -16h
☑️Lycée Privé Bambino
☑️Droit itazomana place: 15,000 ar
☑️Frais de formation: 25,000 ar
☎️ Infoline: 034 89 207 05

🔴🔴FORMATION PÉDAGOGIQUE AMBANJA
✔️6 - 7 Novembre
✔️8h à 16h
✔️Centre Ville Ambanja
✔️Droit itazomana place: 15.000 ar
✔️Frais de formation: 25,000 ar
☎️ Contact: 034 89 207 05

🟠🟠FORMATION PÉDAGOGIQUE MAJUNGA
✔️14 Novembre
✔️8h à 16h
✔️Ecole Privée Diavolana Amborovy
✔️Droit itazomana place: 10,000 ar
✔️Frais de formation: 15,000 ar
☎️ Contact: 034 89 207 05

Mavo adala, mena valalaTohizo...
24/10/2026

Mavo adala, mena valala

Tohizo...

23/10/2026

École des Parents
🏢Cenacle Amparibe
🗓 24 Oct 2026
📞Contact & WhatsApp: +261 34 89 207 05

22/10/2026

🌿🌷"Eto Madagascar 🇲🇬 irery ihany no misy sekoly hoe tsy mahazo miteny gasy rehefa ao am-pianarana" hoy ny PRRM tamin ny kabariny

22/10/2026

Ecole des Parents Tana
23 - 24 Octobre
Masera Amparibe
40,000ar
Rijasoa Manana

🌿🌷"Eto Madagascar 🇲🇬 irery ihany no misy sekoly hoe tsy mahazo miteny gasy rehefa ao am-pianarana" hoy ny PRRM tamin ny ...
22/10/2026

🌿🌷"Eto Madagascar 🇲🇬 irery ihany no misy sekoly hoe tsy mahazo miteny gasy rehefa ao am-pianarana" hoy ny PRRM tamin ny kabariny.

💚💙Asiako resaka izy ity amin ny maha Chercheure en Linguistique Appliquée ahy.

💥💥Ny antony dia efa nalatsaka tao an-dohan ny Malagasy hoe "tsy mahatonga anao aiza io teny gasy io". Ankoatran izay dia hatsatsoina daholo izay vita gasy fa ny importé no tsara.

✅️Fanontaniana: ary ianao miteny io aza prof d anglais sady nianatra tany andafy. Tsy efa midika ve izany fa ianao koa anie tsy tia ny vita gasy?
✅️Valiny: ny teny vahiny mila ianarana satria tsy mitoka-monina isika fa mifandray amin izao tontolo izao amin ny lafiny maro: ara-tsiansa, ara-toekarena, ara-kolontsaina, ary ara-diplomatika. Fa izany tsy midika hoe atao ambany ny teny gasy. Bien au contraire, ny teny gasy tsy nosarahiko tamin ny fiainako mihitsy fa nampidiriko soa amantsara. Na ny these de doctorat dia momba ny teny vahiny sy ny kolontsaina malagasy. Rehefa mampianatra anglais zaho dia miteny gasy soa amantsara. Sady manamora ny fandraisan ny mpianatra ny lesona io no mampitombo ny fahatokisan-tenany satria manandratra ny maha Malagasy sy ny fomba fanao ary ny fiaianana andavandro eto Madagascar 🇲🇬.

‼️‼️Raha mbola tsy mirehareha amin ny maha Malagasy isika ka tsy mampivoitra ny fiteny Malagasy sy ny kolontsaina Malagasy dia tena manome vahana ny fanjanahan-tsaina izay fonosin ny fomba fampianarana sy hamafisina eny amin ny fiaraha-monina.

Address


Telephone

+261347530300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rijasoa Manana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed gym/sports facility?

Share