26/02/2026
Ny mpakafy baolina eto amintsika marina ve oa?😂
1️⃣Niainga tamin'ny Barcelone sy Real Madrid daolo eh🇪🇸
2️⃣Rehefa misy ny match ray amin'ireo de ny taimbava ny andaniny ny ankilany no mameno ny facebook😂
3️⃣Na mpinamana eny am tanana, any ampenarana, any ampesana, na any ampengonana aza eh, de mifanadroadro daolo rehefa vita match Ndrindra mo fa classico, misy te ilevimbelona mitsy zay resy)🔥🔥😅
4️⃣Ao anaty commentaire zany efa mandeha mitsy ny programme anaovana totondry rehefa misy tsy mazaka😂😂
5️⃣Zay ekipa mifandona amin iray de lasa ekipan anakiray, tena enjana le rivalité kanefa mapatsiro anle baoliina😂
6️⃣Eo ko ny resaka hoe iza no tena mafy tamin'ireo mpilalao, CR7🇵🇹 sa Messi🇦🇷 (débat tsy mety tapitra hatramin izao😂).
7️⃣Hatramin io filaharan io soratra voloany io aza de mety hisy anisy olana oe fa manin no Barcelone no atao eo aloha fa tsy Real madrid, manin le CR7 nalefa eo aalohan le Messi😂😂 Na ny hoe manin no najanona teo am faha 7 fa tsy faha 10😂😂
Resaka zany ka resaka fa mafinaritra zalahy le fanoana tsika ilay club-tsika, tena manoana amin'ny fotsika tsika de rariny raha hisy ny fifandonana kely, fa aleo mba asina fifanajana ihany na izany.
Maro ny manohana club hafa fa ny tena mafana lo atreto izany de ireto club roa ireto🔥 etanina ko isika club hafa mba samy anohana mafy ny azy😂
Izay mbola tsy volaza lazao ao amin'ny commentaires eh😂🗯️
Rehefa tonga eto ihany de mba araho le pejitsika😂 tsy sarotra avy fa manindry ilay hoe suivre de vita de mba maita vaovao mivoka ato foana.
Abonnez-vous sur DNL Football 🩵🔥