FC Elatra Antohomadinika

FC Elatra Antohomadinika IZAHAY NO ELATRA KOA ELAH N HANIDINA !?

LALAO MANARAKAKIANJA VATO BY PASS8h30Vs VAMOS FC BEVALALAFC Elatra Antohomadinika 🇺🇦..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏
28/08/2026

LALAO MANARAKA
KIANJA VATO BY PASS
8h30
Vs VAMOS FC BEVALALA
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏

i KARL Ravoniaina Martinho  Lany andro  nitady cageot hipetrahana nefa Ilay  sakafo saika hakàna fafiny efa Lanin' i BOT...
27/08/2026

i KARL Ravoniaina Martinho Lany andro nitady cageot hipetrahana nefa Ilay sakafo saika hakàna fafiny efa Lanin' i BOTA Hassan Ioussouf 😄😁🫣🤗😜

i MONFRR na i VINI Muntary Randrianatoandro no Olon'ny Lalao hoantsika🇺🇦 androany satria t@ ireo baolina telo tafiditry ...
23/08/2026

i MONFRR na i VINI Muntary Randrianatoandro no Olon'ny Lalao hoantsika🇺🇦 androany satria t@ ireo baolina telo tafiditry ny ekipa🇺🇦 androany dia nahatafiditra baolina roa ⚽⚽ ary nahavita tolotra farany iray 🎯 , TOHIZANA MONFRR a
NY TOLONA TSY MIOVA ✊🇺🇦🙏

Tsara ny vokatra androany satria nahazo fandresena roa t@ lalao roa isika🇺🇦👏..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏FC Elatra Antohomadin...
23/08/2026

Tsara ny vokatra androany satria nahazo fandresena roa t@ lalao roa isika🇺🇦👏..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

LALAO MANARAKAKIANJA VATO BY PASS 8:30 FC ELATRA vs TEGA FCKIANJA ANTANIAVO 1/8eme de final13:20 FC ELATRA vs 7MAFIA..NY...
22/08/2026

LALAO MANARAKA
KIANJA VATO BY PASS
8:30 FC ELATRA vs TEGA FC
KIANJA ANTANIAVO
1/8eme de final
13:20 FC ELATRA vs 7MAFIA..NY TOLONA TSY MIOVA✊
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

Kotrana⚽FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦✊
19/08/2026

Kotrana⚽

FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦✊

nohon'ny antony tampoka tsy azo anoharana dia tsy afaka milalao ny ekipa🇺🇦 androany tompoko , noho izany dia Resy par fo...
16/08/2026

nohon'ny antony tampoka tsy azo anoharana dia tsy afaka milalao ny ekipa🇺🇦 androany tompoko , noho izany dia Resy par forfait isika🇺🇦 amin'ny Lalao izay tokony natao androany

KARL Ravoniaina Martinho  avokoa no nahatafiditra ny Baolina Roa ⚽⚽ hoantsika🇺🇦 omaly
15/08/2026

KARL Ravoniaina Martinho avokoa no nahatafiditra ny Baolina Roa ⚽⚽ hoantsika🇺🇦 omaly

VOKA_DALAO OMALY MATCH DE DEFI ⚽🤝ady VOLA💰 200.000ariary FC ELATRA 02 / 02 ANOSIZATO⚽KARL⚽KARL..Resabe tsy ilaina fa Sam...
15/08/2026

VOKA_DALAO OMALY
MATCH DE DEFI ⚽🤝
ady VOLA💰 200.000ariary
FC ELATRA 02 / 02 ANOSIZATO
⚽KARL
⚽KARL..Resabe tsy ilaina fa Samia manomana mafy ny Match Retour
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦✊

Kitra⚽kitrana kely omaly talataFC Elatra Antohomadinika 🇺🇦
12/08/2026

Kitra⚽kitrana kely omaly talata

FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

Address

Antohomadinika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC Elatra Antohomadinika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category