01/08/2026
✅1 aogositra 1985 - 1 aogositra 2026
✅41 taona no namotehan’ny tafi-panjakana ny kung-fu WISA izay notarihan’ny grand maître Pierre Mizaël. Maro ireo maty, ireo nitondra takaitra sy ireo vavolombelon’ny tantara maro.
✅ Ny grand maître Pierre Mizaël izay nandala sy nitondra ny fahendrena sy ny filozofia Malagasy.
✅Mbola mijoro ankehitriny ary mbola mitrandraka sy mandala ary manaraka ny fampianarana sy ny foto-pisainana ary ny filozofia napetrany.
✅Mirary soa ho an’ny mpikatroka kung-fu Wisa rehetra iaino sy trandaho ary omeo lanja ny fampianarana sy zavatra rehetra nomena anao sy azonao ento am-panetre-tena sy am-pitiavana ary anasoavy ny tenana sy ny manodidina anao.