Hakfit

Hakfit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hakfit, Antananarivo.

Tenenina hoe : Manjakely sy en forme be mety. 🤭🤭--- HAKATY "Vita rehefa atao."
24/04/2023

Tenenina hoe : Manjakely sy en forme be mety. 🤭🤭

--- HAKATY
"Vita rehefa atao."

Ho alefa afaka fotoana fohy vidéo Kotrana MAIMAIMPOANA antsika vaovao 🤩🤩. ⏳⏳...Nous aussi, on a tellement hâte de vous p...
23/04/2023

Ho alefa afaka fotoana fohy vidéo Kotrana MAIMAIMPOANA antsika vaovao 🤩🤩.
⏳⏳...Nous aussi, on a tellement hâte de vous partager notre nouveau challenge 🥳🔥🔥

⚠ Ny vidéo dia eto amin'ny pejy ihany no zaraina.
⚠ Ny programme d'entrainnement sy ny régime tokony harahina dia ao amin'ny groupe Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

🔥🔥 Raha te hanaraka izany kotrana izany ianao dia :
- J'aiméo ny pejy Hakfit .
- Midira ao amin'ny groupe DFS.
- Asio commentaire hatrany hoe : VONONA no sady partagéo ity publication ity.

➡ Ity no kotrana teo aloha niaraka nataonay :
https://www.facebook.com/hakfit.mg/videos/695954425477470/?app=fbl

--- HAKFIT
" Vita rehefa atao."

📃 Ho an'ireo mpankafy converse ALL STAR. ✔ Converse FRIPERIE✔ ALL STAR - Couleur mbola tsarabe, tsy vasoka sady tsy dia ...
12/04/2023

📃 Ho an'ireo mpankafy converse ALL STAR.
✔ Converse FRIPERIE
✔ ALL STAR - Couleur mbola tsarabe, tsy vasoka sady tsy dia fahita matetika noho izany ianao ihany no possible manana azy . 😎
Pt 36 - 37
🔥 30.000 Ar Fotsiny 🤩

A récuperer.

- Izany hono aho akia dia nihangeza aho? 😥- Ie nahazo aina ndry ka, fa tsara kia! ☺- Ka ohatran'ny lasa be kibo hono aki...
29/03/2023

- Izany hono aho akia dia nihangeza aho? 😥
- Ie nahazo aina ndry ka, fa tsara kia! ☺
- Ka ohatran'ny lasa be kibo hono akia za ah 😥
- Dia maninona anefa eh 😊, fomban-javatra izany, fa tsara hoy aho akia!!!
- Tsy haiko akia fa lasa misy pataloha tsy omby ahy intsony dia kivy be aho ah! 😪😭
- Mividy indray kia, sady maro izao no hitako mety amndry, mamoaka tsara io bikandry io. 😍😍
- Aiza koa kia dia hoe tsara bika 😥, ngeza ve dia ho tsara bika eh??? 😣
- Tsara foana ndry na nihangeza aza, 😊 tsy manala ny fahatsarandry ndry nihangeza, afaka manena vatana ndry fa mianara aloha mitia ny vatandry na ngeza izy na kely. 🥰

💌 Mialoha ny kotrana, mialoha ny régime dia andao aloha isika hianatra hitia ny vatantsika foana na nihakely izy na nihangeza.

✔ Andao tenenintsika ao amin'ny commentaire àry hoe :
"Tiako foana ny vatako. ❤"

📃 Groupe facebook KOTRANA MAIMAIMPOANA : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

--- HAKFIT
" Vita rehefa atao."

✔✔ Ho an'ireo te hanao ilay KOTRANA MAIMAIMPOANA miaraka aminay dia ireto ny fepetra. 🤗⛔ MARIHINA FOANA : - Ny vidéo kot...
26/03/2023

✔✔ Ho an'ireo te hanao ilay KOTRANA MAIMAIMPOANA miaraka aminay dia ireto ny fepetra. 🤗

⛔ MARIHINA FOANA :
- Ny vidéo kotrana dia eto amin'ny pejy.
- Ny programme d'entrainement kosa dia ao amin'ny groupe :Daily Fitness with Salohintsoa (DFS))

📃 Ho an'ireo tena vonona dia afaka manisy commentaire amin'ity publication ity hoe : "Vonona" sady mizara ity publication ity. 🤗

---HAKFIT
"Vita rehefa atao."

📌 Leggins Très bonne qualité, l'un ou l'autre est idéal pour les sportives comme vous 😎.Taille MLFriperie - sans défaut....
25/03/2023

📌
Leggins Très bonne qualité, l'un ou l'autre est idéal pour les sportives comme vous 😎.
Taille ML
Friperie - sans défaut.

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.

📌 Leggins qui vous rendront trop à l'aise durant vos séances sportives.Taille MLFriperie - sans défaut.Confirmation de v...
25/03/2023

📌
Leggins qui vous rendront trop à l'aise durant vos séances sportives.
Taille ML
Friperie - sans défaut.

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.

💌-HAKFIT "Vita rehefa atao."
24/03/2023

💌

-HAKFIT
"Vita rehefa atao."

- Fa maninona Neny no variana be mijery an'iny akanjo iny? 🤔- Ity akia akanjoko tamin'izaho mbola tsy niteraka ah, izao ...
24/03/2023

- Fa maninona Neny no variana be mijery an'iny akanjo iny? 🤔

- Ity akia akanjoko tamin'izaho mbola tsy niteraka ah, izao ity izy efa tsy mety tafiditra amiko intsony. 😥

- Nefa akanjo tsarabe iny neny eh? 🥰
- Ie, tsara be mihitsy. ☺ Izao za efa be kibo no sady nihangeza ny feko kia dia tsy omby ahy intsony 'lay izy ah. 🥺

- Ay zany rehefa avy miteraka dia lasa miha-bota ? 🤔
- Hihihih...Ie mihangeza rehefa te hanome zaza salama sy manjabe ohatrandry (sady nitsiky ilay reniny no niapofo ilay zanany). 🥰 Hitandry...satria za te hahita andry soa aman-tsara no sady tiako ndry hahafatifaty be ohatr'izao dia nafoiko ny vatako tsarabe taloha. 🥰

- Fa zao koa anie Neny tsara eh...Za aza tsy mahita izany hoe ratsy Neny 😊 Izany no mahatonga ahy mitantana an'ny Neny foana rehefa haterin'ny Neny mianatra satria za falibe hoe tsarabe ny Neninay ....sady Neny aza hoe vomay tian'ny dada ohatr'izao koa. 😄

- Eny zanako ah...fa Neny koa anefa te ho salama foana dia mila mikarakara vatana amin'izay mahazo mahafatifaty be ohatrandry indray. 🥰

Toraka voninkazo be ho an'ireo Reny nahafoy ny vatany tsara bika mba hanomezany zanaka salama. 🥰
Tsy hoe niharatsy ianareo avy niteraka fa maneho fotsiny ny vatanareo fa olona mazaka ady ianareo. 🥰

Tsara ianao, aza adino!
💌💌 'Ndao hiaraka hikotrana aminay raha te hikarakara vatana oh!!!

Groupe facebook : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

--- HAKFIT
"Vita rehefa atao."

Te hanana kibo fisaka ianaoo? 🥳 Tsy ny fanaovana ABDOS no manena kibo fa ny CARDIO. 😄 Mivoaha daholo 'lay miheritreritra...
22/03/2023

Te hanana kibo fisaka ianaoo? 🥳
Tsy ny fanaovana ABDOS no manena kibo fa ny CARDIO. 😄

Mivoaha daholo 'lay miheritreritra hoe manena kibo ny exercises ABDOS? 🤭

👉🏻 Ireo amin'ny sary avy no atao àry :

Groupe facebook : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

HAKFIT---
"Vita rehefa atao."

📌🎈L'ensemble à seulement 10.000 ArTaille S ou XS Confirmation de votre achat via MP.A récuperer.⛔ ARTICLES VENDUS ⛔
22/03/2023

📌
🎈L'ensemble à seulement 10.000 Ar
Taille S ou XS

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.
⛔ ARTICLES VENDUS ⛔

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hakfit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hakfit:

Share