Black body gym Ankoalabe

Black body gym Ankoalabe Venez nombré monsieur damme!? �������

💪 Ny fatran'ny protéine ilain'ny vatana isan’andro Ny habetsahan’ny protéine ilaina dia miankina amin’ny lanjanao, ny ta...
24/02/2026

💪 Ny fatran'ny protéine ilain'ny vatana isan’andro

Ny habetsahan’ny protéine ilaina dia miankina amin’ny lanjanao, ny tanjonao ary ny hamafin’ny fanazaran-tena.

🔢 Fatran’ny protéine
👉 1,6 hatramin’ny 2,2 grama isaky ny kilao amin’ny lanja isan’andro
🔎 Ohatra
60 kg → 96 – 132 g protéine / andro
70 kg → 112 – 154 g / andro
80 kg → 128 – 176 g / andro

🎯 Araka ny tanjona
-Fananganana hozatra (prise de masse) 💪 : 1,8 – 2,2 g/kg
-Fampihenana tavy / sèche 🔥 : 2,0 – 2,2 g/kg
-Fitazonana vatana / vao manomboka 🏋️ : 1,6 – 1,8 g/kg

⏱️ Fizarana mandritra ny tontolo andro
Tsara kokoa raha zaraina:
3 hatramin’ny 5 sakafo isan’andro
20–40 g protéine isaky ny sakafo

🍗 Loharanon-protéine tsara
Atody,Akoho, hen’omby tsy matavy,Trondro
Ronono sy yaourt,Voanjo sy tsaramaso

⚠️ Fanamarihana
-Misotro rano betsaka
-Tsy ilaina ny mihoatra ny 2,2 g/kg
-Raha salama tsara, tsy manimba voa ny protéine rehefa amin’ny fatra ara-dalàna
___________
Pour la musculation, les besoins en protéines dépendent surtout de ton poids, de ton objectif et de ton niveau d’entraînement.

🔢 Besoin recommandé
👉 1,6 à 2,2 g de protéines par kilo de poids corporel et par jour
Exemples concrets
60 kg → 96 à 132 g/jour
70 kg → 112 à 154 g/jour
80 kg → 128 à 176 g/jour

🎯 Selon ton objectif
-Prise de masse 💪 : 1,8 – 2,2 g/kg
-Sèche / perte de gras 🔥 : 2,0 – 2,2 g/kg (pour préserver le muscle)
-Entretien / débutant 🏋️ : 1,6 – 1,8 g/kg

⏱️ Répartition idéale
Mieux vaut répartir les protéines sur la journée:
3 à 5 repas
20–40 g de protéines par repas
Un apport après l’entraînement est utile, mais le total journalier reste le plus important

🍗 Bonnes sources de protéines
Œufs,Poulet, bœuf maigre,Poisson
Produits laitiers (fromage blanc, yaourt grec),Légumineuses (lentilles, haricots)

⚠️ À savoir
-Boire beaucoup d’eau
-Pas besoin d’excès : au-delà de 2,2 g/kg, peu d’avantages supplémentaires
-Si tu manges équilibré, les protéines n’abîment pas les reins chez une personne en bonne santé.

25/01/2026

La delice

25/01/2026

Work level up

🔴Inona ny tokony ohanina rehefa avy mikotrana🔴🫵Efa fantan-tsika fa isany mitondra anjara important be amin'ny kotrana ny...
24/01/2026

🔴Inona ny tokony ohanina rehefa avy mikotrana🔴

🫵Efa fantan-tsika fa isany mitondra anjara important be amin'ny kotrana ny resaka sakafo🥘🍕🍠, izay ny mahatonga ny Pejy mizara mahakasika ny sakafo be dia be mihitsy.
🫰Ka rehefa avy nahita isika hoe inona ny ohanina mialoha ny kotrana dia ho zaraiko indray ny hoe inona ny ohanina rehefa avy mikotrana
😉Fa mialohan'izay aloha salama daholo ry mpanaraka ny Pejy rehetra🙋🏽‍♂️, raha tsy mbola mpanaraka ianao dia clickeo fotsiny ilay "suivre" kely eo ambony io ahafahanao mahita ny zavatra mahasoa zaraina ato😉

👉Rehefa vita ny phase d'entraînement 🏋️‍♂️💪🏽dia mazava oazy fa miditra amin'ny phase de récupération indray isika🫵.
Ireto telo ireto ny zavatra atao rehefa miditra eo amin'ny phase de récupération:
🔴 Réhydratation
🔴 Restauration de glycogène
🔴 Récupération musculaire

💠 Réhydratation :
Nandritra ny fotoana nikotranana 🏋️‍♂️🏃🏽‍♂️🫀dia nanary rano be isika, indrindra tamin'ny alalan'ny hatsembohana; 👉noho izany dia ilaina ny fisotroana rano betsaka mba hamerenana an'ilay rano very, sy hanomezana izay rano ilain'ny vatana amin'ny andavanandronao.
👌 Ankoatra ny aoriana dia ilaina koa ny fisotroana rano mialoha sy mandritra ny kotrana🚰💧🥛( indrindra mba ahazoana an'ilay congestion musculaire tsara: ilay fibontsonan'ny muscle rehefa avy nikotrana iny).

💠 Restauration de glycogène:
🔗Ny glycogène dia réserve ana énergie ao anaty: avy amin'ny alalan'ny glucose moa mazava oazy.
Rehefa avy nikotrana ianao 🏋️‍♂️dia nihena io réserve d'énergie anao io,efa nolazaina an-tsika moa hoe io énergie io no mampitombo sy mampihena💁🏽‍♂️
ka nandritra ny fotoana nikotrananao dia ni-provoqué catabolisme au maximum ianao ka noho izany dia mitohy foana io catabolisme io rehefa tsy mbola notapahanao; izany hoe tsy mbola manorina ninoninona ny système fa mitohy manapotika ny efa nisy💁🏽‍♂️
👉Mba hanapahanao ny catabolisme dia mila manampy énergie ianao: ny zavatra ahazoana énergie dia ilay efa nolazaina an-tsika : glucide,lipide, protéines.
🫰Mba hananana effet immédiat anefa ( ho an'ny manao prise de masse) dia tsara kokoa raha mihinana glucide rapide,izany akory tsy midika hoe ataovy be dia be; raha ataonareo be loatra io dia possible tsy ho nutritifs loatra ilay sakafo izany hoe la sa ho tavy no be dia be ka ho lasa adino ny tena important nanariana efforts dia ny muscle izany, izay indrindra no hoentina hampirina anao amin'ny
💠 Récupération musculaire :
💪🏽Nandritra ny fotoana nikotranana isika dia nanapotika fibre musculaire 💪🏽🧶marobe, ary ireny fibre musculaire nopotehina ireny no omena fitomboana au maximum rehefa manao récupération musculaire isika:
🫰Voalohany amin'ny alalan'ny fanomezana azy protéines 🍖sy fampitomboana ny hormones de croissance ary indrindra ny fanomezana azy repos (ilay 48 heure resahana foana iny).
🔴Eo amin'ny 40min ka hatramin'ny 2heure latsaka aorian'ny kotrana dia manana ouverture anabolique tokony araraotina isika handraisan'ny système ny protéines ohanina, izany hoe tokony hampiditra protéines isika ao anatin'io fotoana io.

Ny resaka hormones de croissance dia amin'ny alalan'ny torimaso no tena haha ampy azy💤😴.

📝Ankoatr'ireo rehetra ireo anefa mba hanodinana ny système ka ahafahan'ny vatanao mandray ara-dalàna ireo sakafo ampidirinao ao aminy dia ilaina be ny micro-nutriment : vitamine,calcium, magnésium zinc, Omega 3 sy ny mineraly isan-karazany...ka ao anatin'ny voankazo🍇🍌🍅🍉🍍🍒🍐 sy legioma 🥦🥕🫑🍆no tena betsaka azy ireny.

📝Fehiny:
Misotroa rano betsaka rehefa avy mikotrana✅
Mihinàna sakafo be proteine(atody,ronono,hena...) sy ahitana glucide tsara ( vomanga, vary...)✅
Kanefa aza adino ny fihinànana voankazo sy legioma✅
Raha sendra reraka be ianareo vao avy mikotrana dia azonareo atao ny tonga dia mihinana glucide rapide kely mba hanarenana an'ilay énergie: amin'ny alalan'ny voankazo mamy, tantely, ronono, jus de fruits...

🙋🏽‍♂️Izay ary no azo zaraina anio fa dia mirary takariva mahafinaritra ho anareo ny Pejy
Peace✌🏽😌


16/01/2026

Chez black gym ankoalabe

21/09/2025

Back

Your thoughtfulness means the world to me, and I'm grateful for each and every one of you. Here's to another fantastic y...
30/06/2024

Your thoughtfulness means the world to me, and I'm grateful for each and every one of you. Here's to another fantastic year ahead filled with happiness and wonderful moments together.

Address

Ankolabe Secteur N'03 La Route Du Pont Marie Jeanne
Antalaha
206

Telephone

+261322176049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Black body gym Ankoalabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Black body gym Ankoalabe:

Shortcuts

Share