28/01/2026
Compétition : RAISE THE NEXT GEN RIDER☀️
UN ROLLER AGRESSIF EN JEU
Dimanche 15 FEV 2025
Natao hoan’ireo manao roller Freeskate rehetra👍🏻
Ho sokafana amin'ity competition ity ny taona.
⚡️RAISE THE NEXT GEN RIDER⚡️ Nataoko hoan'ireo generation vaovao rehetra tsy ankanavaka.
Ny fahaizana indray zalah no amafiso ahazaoana ROLLER AGRESSIF 🔥
Ny fitsarana dia manaraka Notation International 🌍
Hivoako eto daoly iany ny reglement sy ny details rehetra🤙
Anisany Competition nofisinay hatramn'izay ity ka izao ianareo no misehatra azy ka aza ariana ny chance hiainana anazy🤙 Tsara ho fantatra anefa fa ny expérience sy ny defis no zava-dehibe 🔥
Bon courage daoly amin'ny fanomanana🤙 ny tenan'ianareo iany jerena fa aza mijery ny hafa🔥