Ankoay FC - Ankazobe

Ankoay FC - Ankazobe Jeunes footballeur d'Ankazobe

Tongasoa zandrinayMirary soa ho anao . 🔴⚫🔴⚫
15/03/2023

Tongasoa zandrinay
Mirary soa ho anao . 🔴⚫🔴⚫

Tongasoa.Mirary soa ho Tonga an'ny amin'ny fahombiazana hatrany. 🖤❤️
12/03/2023

Tongasoa.
Mirary soa ho Tonga an'ny amin'ny fahombiazana hatrany. 🖤❤️

Coach Équipe A.Arabaina natratra izao tsingeritaonanao izao.Mirary soa mba ho ahomby hatrany amin'izay atao .
11/03/2023

Coach Équipe A.
Arabaina natratra izao tsingeritaonanao izao.
Mirary soa mba ho ahomby hatrany amin'izay atao .

ÉQUIPES TYPE A ⚫🔴⚫🔴
24/02/2023

ÉQUIPES TYPE A ⚫🔴⚫🔴

Voka-dalao andronany U17 🆚 AC REA ✅1⃣ - 1⃣  (Pen 4⃣ - 1⃣) SUPER COUPE 🆚 AC REA ❌0⃣ - 2⃣MISAOTRA AN'IREO MPIALALAO NIADY ...
19/02/2023

Voka-dalao andronany
U17 🆚 AC REA ✅
1⃣ - 1⃣ (Pen 4⃣ - 1⃣)

SUPER COUPE 🆚 AC REA ❌
0⃣ - 2⃣

MISAOTRA AN'IREO MPIALALAO NIADY MAFY. MISAOTRA ANAREO MPANOHANA TONGA IZAY HERY LEHIBY HO ANAY NA DIA IRENY AZA NY VOKATRA. MANKASITRAKA TOMPOKO.

ALEFA ANKOAY 🔴⚫

Officiel : SUPER COUPE D'AnkazobeIreo izy 11 mirahalahy iakatra kianja voalohany. 🆚 AC Rea JR🔰 stades lycée Ankazobe🕐 02...
18/02/2023

Officiel : SUPER COUPE D'Ankazobe
Ireo izy 11 mirahalahy iakatra kianja voalohany.
🆚 AC Rea JR
🔰 stades lycée Ankazobe
🕐 02ora tola-kandro
AC AC REA juniorAAC REA juniornAC REA juniorefa Ankoay 🔴⚫

Équipe types B :Ireo 11 lahy iakatra kianja voalohany rahampitso. Alefa ANKOAY 🔥🔥🔥
18/02/2023

Équipe types B :
Ireo 11 lahy iakatra kianja voalohany rahampitso.

Alefa ANKOAY 🔥🔥🔥

Mankasitra indrindra ho an-tsika marobe nisafidy ny ANKOAY FC. 🙏🙏🙏
17/02/2023

Mankasitra indrindra ho an-tsika marobe nisafidy ny ANKOAY FC. 🙏🙏🙏

RECRUTEMENT : Anisan'ireo mpilalao vaovao handrafitra ny ANKOAY FC mandritry ny taom-pilalaovana 2023 ity izy. Irakiraka...
16/02/2023

RECRUTEMENT : Anisan'ireo mpilalao vaovao handrafitra ny ANKOAY FC mandritry ny taom-pilalaovana 2023 ity izy.
Irakiraka mpanafika (SA) sy eletra mpanafika (AI) no misy azy. Anisan'ireo mpilalao vao misandratra (Jeune espoir) izy izao vao 17 taona.

Tonga soa .

Azo antoka ⚫🔴
15/02/2023

Azo antoka ⚫🔴

Tolotra  #14Arabaina ianao noho ny fitsingerenan'ny taonanao izao. 🎂Tongava any amin'ny avo indrindra dia mahereza atran...
15/02/2023

Tolotra #14
Arabaina ianao noho ny fitsingerenan'ny taonanao izao. 🎂
Tongava any amin'ny avo indrindra dia mahereza atran'ny.
Mirary soa 🙏🙏🙏

SUPER COUPE D'ANKAZOBE D2📆 Alahady 19 Febroary 2023⏰ 02 ora tolak'andro🆚 AC REA📌 stade : Lycée Ankazobe
15/02/2023

SUPER COUPE D'ANKAZOBE D2
📆 Alahady 19 Febroary 2023
⏰ 02 ora tolak'andro
🆚 AC REA
📌 stade : Lycée Ankazobe

Address

Ankazobe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankoay FC - Ankazobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category