BODY KIFFA GYM

BODY  KIFFA GYM Salle de musculation à prix abordable.
👉1.500ar séance
👉20.000ar abonnement

Salle de musculation à Andravoahangy ambany coté Imprimerie de Madagascar.(repère rond point solomaso )

29/12/2025

Miarahaba antsika rehetra e.
Mikatona my salle ny 31/12/25 ary miverina misokatra ny 05/01/26.
Mirary faran'ny taona sy tao-mbaovao finaritra hoantsika rehetra.

17/10/2017-17/10/2025Joyeux 8 ans lesy BODY KIFFA GYMMiarahaba atsika rehetra ekipazy rehetra ihany koa.Aona ny mouvvvvv...
17/10/2025

17/10/2017-17/10/2025
Joyeux 8 ans lesy BODY KIFFA GYM
Miarahaba atsika rehetra ekipazy rehetra ihany koa.Aona ny mouvvvvvvv

12/08/2025

Iza moa lay bandy nitady asa hiambina salle tato iny?Midira mp amiko hoe.

12/08/2025

Miarahaba antsika rehetra .
Hiala tsiny indrindra noho ny fahatarana .
Tsy misokotra ny salle anio noho ny antony fandamina
Handàlana mitady vahaolona izahay .
Milaza eto @ page ihany izahay ny @ fisokafany salle .
Hiangaviana ba hiantso ny 033 01 705 80 na 034 27 90 99 (Tahina ) ho any fanampim- panazavana.
Mankasitra antsika

Miarahaba ny mpikambana rehetra.Namoy zoky,namana akaiky ato amin'ny salle isika zalah.Nodimandry i Zoky FenoAnio hariva...
28/07/2025

Miarahaba ny mpikambana rehetra.
Namoy zoky,namana akaiky ato amin'ny salle isika zalah.
Nodimandry i Zoky Feno
Anio hariva no hatao ny famangiana azy eny Anosy Avaratra hoan'zay afaka
Mandria am-piadanana Zoky Feno.
Nahafinaritra ny fiarahana tety an-tany zoky

12/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lando Randrian, Christian Andrianjatovo

01/01/2025

Miarahaba atsika rehetra team Body kiffa Gym nahatratra izao taona vaovao 2025 izao.Ho feno fitahiana hoatsika rehetra anie fa indrindra fahasalamana sy fitomboan'ny hozatra rehetra. Mirary soa be

17 Oct 2017-17 Oct 2024Joyeux anniversaire lesy BODY KIFFA GYM sy teams rehetra7 taona sahady.Mankasitraka anareo rehetr...
17/10/2024

17 Oct 2017-17 Oct 2024
Joyeux anniversaire lesy BODY KIFFA GYM sy teams rehetra
7 taona sahady.
Mankasitraka anareo rehetra izay efa teo sy izay mbola eo ary izay rehetra mbola ho eo nandritra izay 7 taona izay.
Sary maro2 vitsivitsy kely nanamarika ny 7 taona lasa.Mbola maro nareo no manana sary any ka mba alefaso izay manana.
Mirary ny soa sy ny tsara rehetra hoatsika team BKG rehetra🙏🙏💪💪👊👊

14/10/2024

Salama ny team BKG rehetra,Noho ny antony tsy azo anoharana tampoka dia mikatona ny salle anio 14 Oct 2024.Miverina misokatra kosa rahampitso talata.Ialana tsiny indrindra dia mankasitraka foana.

09/05/2024

Repos ny salle BKG anio zalah a😁😃😅😆.Amaray koaa💪💪

01/05/2024
10/04/2024

Mitady olona hiambina salle de sport
Toerana hiasàna : Andravoangy
Olona mipetraka eo manodidina ny andravoangy,rasalama,besarety,avaradoha,ambodivona sy ny manodidina no tena mety satria mivoaha @ 6h30 maraina ny salle..
Olona matotra..
Mp ny tohiny rehetra.

Address

Andravoahangy Ambony
Andravoahangy
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 16:00

Telephone

+261330170580

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BODY KIFFA GYM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category