18/06/2026
🔥🔥 RAIKITRA ITY EE 🔥🔥
TONGA AMZAY NY 🔥🔥 LASY EEH 🏕🏕
Hilasy any amin'ny ⛺️ RANOMAFANA ANKAZOBE (Dobonandriana)⛺️ tsika 💪 , mba hisitraka natiora 🌲🌳🌿 sy hirevirevy 😎👌🔥.
📌 𝗣𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲 : Miainga ny Asabotsy 27 Juin 2026 tsika 7h maraina 👌, eo amin'ny Rond Point Art Malagasy Ambohitrimanjaka. Ny alina dia hisy afon-dasy🔥 sy revirevy🍺 hiarahana mifampizara eo. Ny ampitso 28 Juin isika no mody.
✅ Toerana dia misy piscine ranomafana naturel, ary misintaka 100km eo ho eo miala an'Antananarivo.
✅ Omany tsara ny beka 🚲🚲 antsika , aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny vola 💵 sy sakafo izay ilaina mandritra ny lasy 👍.
✅ Mba samy miomana amin'ny fandraisana anjara 🤝 ka :
💰 15 000Ar 💰 fidirana amin'ny toerana sy ny kaly hariva.
💰 10 000Ar 💰 frais taxi-brousse mody
💰 Kotikota amin'izay ho revy ny alina 🔥🍻.
✅ Tsy manavaka fa hanasana antsika mpankafy bisikleta rehetra ho avy 🚴♂️🚴♂️, fa tena hahafinaritra io 😎. Mba miteny mialoha ny Sabotsy izay ho avy.
☎️ Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny page, na miantso 📞 034 46 478 67