Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M

Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M Fanabeazana - Fitiavana - Finiavana

🥋Programme mois de Juin 🥋
16/05/2026

🥋Programme mois de Juin 🥋



28/04/2026

❌❌ Svp ne faites pas ça chez vous! ❌❌

Fa na dia kely indrindra aza izahay dia tsy mitsoaka izany fa sahy foana! Jereo kely anie e 💪



Amin’ny fifantohana no miteraka hery.Ao anaty fahanginana sy fifehezan-tena no iorenan’ny tena maha-izy antsika. 🥋
25/04/2026

Amin’ny fifantohana no miteraka hery.
Ao anaty fahanginana sy fifehezan-tena no iorenan’ny tena maha-izy antsika. 🥋



22/04/2026

Apprendre le Mae Ukemi, c'est accepter d'aller vers le sol pour mieux rebondir.




Vita soa o!!Asianay tsiky foana ihany aloha na dia mafimafy aza ny fanadinana 👏💪
18/04/2026

Vita soa o!!
Asianay tsiky foana ihany aloha na dia mafimafy aza ny fanadinana 👏💪



✅️🥋🥋✅️L'examen : ce n’est pas juste un test, c’est une étape de plus sur votre chemin.L’Aïkido, ce n’est pas la force br...
03/04/2026

✅️🥋🥋✅️

L'examen : ce n’est pas juste un test, c’est une étape de plus sur votre chemin.

L’Aïkido, ce n’est pas la force brute.
C’est la sagesse, la maîtrise, le respect.
On ne cherche pas à vaincre l’autre, mais à trouver l’équilibre avec lui.
On ne frappe pas, on canalise.

Alors :

- Faites de votre mieux.

- Soyez présents.

- Ayez confiance.

- Et surtout… donnez tout avec le cœur.

Un sourire. Un souffle. Un pas sur le tatami. Et c'est parti.

Bon courage à tous.

Mirary taona 2026 zina, fahasalamana ary fahombiazana ho an'ny tsirairay  🥳🥳.Ho taom-pahasoavana hatrany 🥋🙏
04/01/2026

Mirary taona 2026 zina, fahasalamana ary fahombiazana ho an'ny tsirairay 🥳🥳.

Ho taom-pahasoavana hatrany 🥋🙏



Izahay eto @ Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M dia mampahafantatra antsika fa ny asabotsy 20/12/25 teo no kotrana fara...
22/12/2025

Izahay eto @ Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M dia mampahafantatra antsika fa ny asabotsy 20/12/25 teo no kotrana farany ho taona ity 😊

Tsy misy kotrana intsony noho izany ny asabotsy 27/12/25 sy ny 03/01/26.

Miverina kosa izany ny asabotsy 10/01/26 💪

Hiala sasatra kely isika hiara hanomana ny fety 🙏

Mirary fety sambatra sahady tompoko ❤️



Eo indray aloha isika miara mijery azy! 😍Izy no zandriny indrindra eto @ klioba ankehitriny 🥋
12/11/2025

Eo indray aloha isika miara mijery azy! 😍
Izy no zandriny indrindra eto @ klioba ankehitriny 🥋



L’Aikido exige une concentration intense. Chaque mouvement, chaque technique nécessite une attention totale 😇
15/10/2025

L’Aikido exige une concentration intense. Chaque mouvement, chaque technique nécessite une attention totale 😇



Address

Au Pti Pré Mandrimena
Andoharanofotsy
102

Telephone

+261326783701

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M:

Share