kung-fu waishi analamahitsy

kung-fu waishi analamahitsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from kung-fu waishi analamahitsy, Sports Team, analamahitsy, Analamahitsy.

𝗺𝗶𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗿𝘆 𝗮𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 𝗻𝘆 𝗲𝗻𝘁𝗿𝗮î𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁

talata : 18h _20h
lakamisy : 18h _20h
zoma : 18h _ 20h
sabotsy : 14h - 18h . [NGE_BAAH]

midira hafatra miafina

03/09/2026

Entraînement
Alakamisy:18h à 20h
Tongava

Alahady 16:00 hatram 17:30   kung-fu waishi analamahitsy
02/09/2026

Alahady 16:00 hatram 17:30

kung-fu waishi analamahitsy

Ny trav atao sy ny fifampizarana ao am kwoon dia hanampy anao hanana vaha_ olana . Sy hanana fahatokisantena .    Bossté...
01/09/2026

Ny trav atao sy ny fifampizarana ao am kwoon dia hanampy anao hanana vaha_ olana . Sy hanana fahatokisantena .

Bossté ny kotrana ataonao ny projet anao .

Raha misy olana ianao : orientéo mankany am entraînement tongava mikotrana


Nb: sary fanehoana

kung-fu waishi analamahitsy

Raha amninao io ?   Midika inona raha manofy enjehany omby masiaka ianao ☺️ ?kung-fu waishi analamahitsy
01/09/2026

Raha amninao io ?

Midika inona raha manofy enjehany omby masiaka ianao ☺️ ?

kung-fu waishi analamahitsy

Ny mpanao Kung-Fu sy ny Maître Kung-Fu dia tokony hanana toetra tahaka ny rano. 💧Ny rano dia afaka miova endrika arakara...
01/09/2026

Ny mpanao Kung-Fu sy ny Maître Kung-Fu dia tokony hanana toetra tahaka ny rano. 💧

Ny rano dia afaka miova endrika arakaraka ny toerana misy azy: mety ho ao anaty tavoahangy, anaty vera, anaty cercle, carré na forme hafa izy,

Toy izany koa ny mpanao Kung-Fu: tokony hahay mifanaraka amin'ny zava-misy rehetra, hahay hiova fomba rehefa ilaina, nefa tsy very ny maha-izy azy sy ny foto-kevitra ijoroany.

💧 Aoka ianao ho tahaka ny rano: malefaka rehefa ilaina, mahery rehefa ilaina, ary mahay mifanaraka amin'ny toe-javatra rehetra.

kung-fu waishi analamahitsy

Cross hariva² .☯️  Alahady 16 h à 17h :30kung-fu waishi analamahitsy
30/08/2026

Cross hariva² .☯️
Alahady 16 h à 17h :30
kung-fu waishi analamahitsy

Aloha ny hiditra ao am kwoon dia manala kiraro na kapa   Manao salutation ( hery fonosiny fitiavana) vao miditra na mivo...
30/08/2026

Aloha ny hiditra ao am kwoon dia manala kiraro na kapa

Manao salutation ( hery fonosiny fitiavana) vao miditra na mivoaka

Ko satria hiverina am 'Andriamanitra ny tanjona ray hisian'ny kung-fu dia masina ny toerana ray hanantonana azy 🙏

Mandresy mandrakariva ☯️
kung-fu waishi analamahitsy

Tsara koa ity 🥰   Araka ny lamina dia ny maître iany no afaka manao azy ato @ kwoon analamahitsy 🇲🇬   ❌❌ Tsy amidy ❌❌  M...
30/08/2026

Tsara koa ity 🥰

Araka ny lamina dia ny maître iany no afaka manao azy ato @ kwoon analamahitsy 🇲🇬

❌❌ Tsy amidy ❌❌

Mba mizara idée soa ny fianatra

kung-fu waishi analamahitsy

Ny Katana dia sabatra lava malaza avy any Japana 🇯🇵.🗡️ Ny niandohan'ny KatanaNy katana dia nivoatra tany Japana, indrind...
30/08/2026

Ny Katana dia sabatra lava malaza avy any Japana 🇯🇵.

🗡️ Ny niandohan'ny Katana

Ny katana dia nivoatra tany Japana, indrindra nandritra ny vanim-potoana Kamakura (1185–1333). Nampiasain'ireo Samurai , mpiady manokana tany Japana izy io.

Talohan'ny katana dia nisy sabatra mahitsy kokoa, saingy rehefa niova ny fomba fiadiana dia nanomboka namorona sabatra somary miolikolika, lava ary maranitra ireo mpanefy vy Japoney. Izany no nahatonga ny katana ho mora alaina sy kapohana haingana.

👤 Iza no namorona azy?

Tsy olona iray ihany no azo lazaina hoe namorona ny katana. Mpanefy sabatra Japoney maro no nampivoatra azy tsikelikely nandritra ny taonjato maro.

Anisan'ireo mpanefy sabatra malaza indrindra i Masamune, izay heverina ho iray amin'ireo mpanefy sabatra lehibe indrindra teo amin'ny tantaran'i Japana.

🗡️ Raha fintinina:
➡️ Taiza?
Tao Japana 🇯🇵

➡️ Oviana?
Nanomboka nivoatra indrindra tamin'ny taonjato faha-12 ka hatramin'ny faha-14.

➡️ Iza no nampiasa azy?
Samurai.

➡️ Iza no namorona azy?
Tsy olona tokana, fa vokatry ny fivoaran'ny teknikan'ny mpanefy sabatra Japoney maro

kung-fu waishi analamahitsy

Ito ilay toerana alehanao foana  ato  amin'ny  kf ☯️  kung-fu waishi analamahitsy
29/08/2026

Ito ilay toerana alehanao foana ato amin'ny kf ☯️

kung-fu waishi analamahitsy

Address

Analamahitsy
Analamahitsy
101

Opening Hours

Tuesday 18:00 - 20:00
Thursday 18:00 - 20:00
Friday 18:00 - 20:00
Saturday 14:00 - 18:00

Telephone

+261340983183

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when kung-fu waishi analamahitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to kung-fu waishi analamahitsy:

Shortcuts

Share

Category