Wushu Le Petit Lion

Wushu Le Petit Lion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Wushu Le Petit Lion, Sports Team, Institut D'hygiene Analakely, Analakely.

13/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mike R-Kelly, FëNö Mïi Chël, Mahaliana Tahinjanahary

Maro no mbola tsy mahafantatra ny section SANDA ao amin'ny Wushu.Raha vao hoe Kung fu dia ny taolu ny tonga ao ann-tsain...
03/06/2026

Maro no mbola tsy mahafantatra ny section SANDA ao amin'ny Wushu.
Raha vao hoe Kung fu dia ny taolu ny tonga ao ann-tsain'ny ankamaroan'ny olona.
Aza adino anefa fa misy iany koa ny SANDA. Ary tsy demonstration fotsiny izy io any anaty competition fa tonga dia ady avy atrany🤼🤼🤼👩🏻‍🫯‍👩🏼👩🏻‍🫯‍👩🏼👩🏻‍🫯‍👩🏼

31/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andry Tina, Ra-danie Jassy, Rich Miary

Samedi😎
23/05/2026

Samedi😎

Tsy misy ny fanazaran-tena eto amin'ny club amin'ny alahady 24,May 2026 nohon'ny fetin'ny Pentekosta. 🎉🎉🎉🎉
22/05/2026

Tsy misy ny fanazaran-tena eto amin'ny club amin'ny alahady 24,May 2026 nohon'ny fetin'ny Pentekosta. 🎉🎉🎉🎉

Bonjour, efa niverina eto amin'ny centre ville ny entrainement an'ny club Wushu Le Petit Lion. Ho antsika rehetra liana ...
19/05/2026

Bonjour, efa niverina eto amin'ny centre ville ny entrainement an'ny club Wushu Le Petit Lion.
Ho antsika rehetra liana amin'ny art Chinois. Taolu /Sanda
Mandray zaza 7 taona no miakatra.
Entrainement isaky ny alahady ariva amin'ny 1ora hatram'ny 3ora.
Toerana Institut d'hygiene Analakely.
Contact: 0341058847
Ou Mp.🏃🏃‍➡️🏃‍➡️🏃‍➡️🏃‍➡️

Address

Institut D'hygiene Analakely
Analakely

Telephone

+261341058847

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wushu Le Petit Lion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wushu Le Petit Lion:

Share

Category