18/08/2026
🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S34 (10 au 16 aôut 2026).
☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏
😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.