Empire Gym

Empire Gym Salle de sport // Musculation, cours collectif, art martiaux, boutique, aliment diététique , vente de complément alimentaire ���

Za ihany nefa isan'andro 🥺🥺🥺
14/05/2024

Za ihany nefa isan'andro 🥺🥺🥺

Pour info
10/05/2024

Pour info

❌Andao amin'izay hikontrana ❌
Ireto ny Programme Coach‼️

6h30 ~ 13h : coach Betina Rh

13h ~ 19h30 : coach Navnes El Verin

Aza adino Serviette ✅
Tenu de sport✅
Nirintsoa stéphanie Fit
Empire Gym Ofisialy
Empire Gym
Anosizato-Ouest, ☎️0341740169

Hey.‼️ PROMOTION‼️Promotion mlay be  ato amin'ny Empire Gym Anosizato 🥰.Misy Cadeau 3jours de séance gratuite ihany koa ...
14/01/2024

Hey.
‼️ PROMOTION‼️Promotion mlay be ato amin'ny Empire Gym Anosizato 🥰.

Misy Cadeau 3jours de séance gratuite ihany koa ho an'zay mamonjy fifampiarabana tratran'ny taona 2024🎉🎉.

Taomy ny namana ary dia ndao hikontrana e💪💪.

❌Tandremo ann, am'zao fiandohan'ny taona izao ihany sao taraiky.❌

Dia misy ihany koa ny exception ho an'ny groupe de +3personnes...

Mp ny andinindininy oohhh🥰

19/12/2023

❗ Attention an‼️, mbola misokatra foana sika fa filazana mialoha fotsiny sao misy tonga hanao fety aty am salle eo😂.
Alatsinainy hatramin'ny zoma : 6h30 à 19h30
Maka aina kely fotsiny ny 23,24, 25 Desambra.
Dia mitohy hatrany ny kontrana ee🥰💪💪💪

Miato ndray mamarana ny taona : 30,31Dec sy ny 01 Jan.

Mitohy tsy mijanona foana amzay vita fety🥰.

Mirary fety sambatra ooh😍

15/11/2023

Salama daholo o

Tsy misokatra ny salle rahampitso noho ny fifidianana.

Mirary soa daholo

Every achievement or goal you achieve will motivate you and drive you to do more 💪🔥💪 DON'T STOP UNTIL YOU'RE PROUD Trans...
12/11/2023

Every achievement or goal you achieve will motivate you and drive you to do more
💪🔥💪 DON'T STOP UNTIL YOU'RE PROUD

Transformation par coach Lucien Ralaivelona

Empire Gym Ofisialy Anosizato Andrefana

Abonnez vousEmpire Gym Ofisialy Nirintsoa stéphanie Fit ,💪💪💪💪💪
09/11/2023

Abonnez vous

Empire Gym Ofisialy
Nirintsoa stéphanie Fit

,💪💪💪💪💪

31/10/2023

Salama daholo o

7H a 12H ny salle no misokatra rapitso an

Mirary soa daholo

Salama daholo ooooHanomboka erinandro vaovao indray isika dia ndao hiaraka hanana tanjona vaovao sy hitaiza vatana miara...
15/10/2023

Salama daholo oooo

Hanomboka erinandro vaovao indray isika dia ndao hiaraka hanana tanjona vaovao sy hitaiza vatana miaraka aminay e 🥰🥰🥰

Eto Anosizato am VITAPLAST no misy anay an

Misokatra isan'andro akotrana Alahady
6H30 a 19H30

☎️ 0341740169

Empire Gym Ofisialy
Empire Gym
Empire Gym

Peu importe votre coprs tout est possible avec empire gym ofisialy et notre coach Lucien Ralaivelona
12/10/2023

Peu importe votre coprs tout est possible avec empire gym ofisialy et notre coach Lucien Ralaivelona

Maka aina amzay tsika androany ,rapitso mverina mikotrana daholo ☺️☺️☺️Bob Tobias 💪💪💪💪Nirintsoa stéphanie Fit  💪💪💪💪Lucie...
15/08/2023

Maka aina amzay tsika androany ,rapitso mverina mikotrana daholo ☺️☺️☺️

Bob Tobias 💪💪💪💪
Nirintsoa stéphanie Fit 💪💪💪💪
Lucien Ralaivelona 💪💪💪💪

🥰🥰🥰Empire Gym 🥰🥰🥰
🥰🥰🥰Empire gym ofisilay 🥰🥰🥰

Address

Ampitatafika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Empire Gym posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share