M'kif life Adeal'd

M'kif life Adeal'd Avec DIEU�� Na ambony na ambany ho ré-nao foana ny akony

De nanoratra ah...✍
21/03/2026

De nanoratra ah...✍

Irery tsisy toa Azy
21/03/2026

Irery tsisy toa Azy

Mampiasà caméra 4G Triple Vision!Mikatsaka ny tsara indrindra amin'ny fakan-tsary? Tongasoa amin'ny caméra 4G Triple Vis...
24/02/2026

Mampiasà caméra 4G Triple Vision!

Mikatsaka ny tsara indrindra amin'ny fakan-tsary? Tongasoa amin'ny caméra 4G Triple Vision!

Fakan-tsary 3 amin'ny 1: Mampifangaro ny fakan-tsary standard, zoom, ary fakan-tsary lehibe ho an'ny sary miavaka sy mahafinaritra.
Fandefasana sy fakan-tsary mivantana: Ahafahanao mandefa sary sy horonan-tsary amin'ny fotoana tena izy, na aiza na aiza.
Fampifandraisana 4G: Mety amin'ny toerana rehetra, tsy misy olana amin'ny tambajotra. Ahoana raha manao fakan-tsary amin'ny faritra lavitra?
Fampiharana mora ampiasaina: Tena mora ny manara-maso sy mitantana ny fakan-tsary amin'ny alàlan'ny finday.

Raha mitady vokatra maharitra sy azo antoka ianao, dia fidio ny caméra 4G Triple Vision! Mandehana amin'ny kalitao sy ny fanavaozana!

Mp raha mahaliana anao!

ny an lisan rapitso
13/02/2026

ny an lisan rapitso

bnuit jiaby
09/02/2026

bnuit jiaby

▪CAMERA 4G SOLAIRE TRIPLE VISION ( mande puce ,tsy mila jirama )☑ARAORAOTY FA TENA TSARA ITY ,TSY HANENENANAO Tinao arah...
09/02/2026

▪CAMERA 4G SOLAIRE TRIPLE VISION ( mande puce ,tsy mila jirama )

☑ARAORAOTY FA TENA TSARA ITY ,TSY HANENENANAO

Tinao araha-maso : Trano ,tokontany,sekoly,garage ,hôtel, dépôt sns
..

▶NATAO HO ANAO ITY : VITA HATREO TEBITEBINAO ,MIAINA AM-PILAMINANA

*Manao Enregistrement automatique carte SD/ mahazaka hatr@ 128gb

*Mande puce / asina méga internet ilay puce ao anatiny ,dia afaka mijery azy mivantana ianao na aiza na aiza misy anao / na eto an -toerana na any ivelany misy anao

*Misy vision nocturne

*Sary efa mazava be/ misy jiro led mazava tsara

*Mandray feo / afaka hitenenana dia mivoka @ camera ny feo na any alavitra aza no misy anao

*Misy détecteur de mouvement

*Rotatif : ilay ampivoany rotation :360°

Ilay roa @ sisiny rotation manuel

*Mahazaka orana soamantsara

*Mora ampiasaina / mora apetaka

*Mandefa notification avy hatrany @ téléphone anao rehefa misy olona detecter-ny

📌VIDINY NATAO MIRARY HATRANY ,SADY ILAY TSARA ITY :

MANAO LIVRAISON SY MANDEFA @ FARITRA REHETRA IZAHAY

☑Installation possible

☎038 19 489 11/Whatsaps

Mafy lisany ka 😂
01/02/2026

Mafy lisany ka 😂

Bebe ko de misahirana
30/01/2026

Bebe ko de misahirana

Mis sah mandah ve ?? 😑👈...
30/01/2026

Mis sah mandah ve ?? 😑👈...

Address

AMBOSITRA
Ambositra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'kif life Adeal'd posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category