FC Requin Antoetra Zafimaniry

FC Requin Antoetra Zafimaniry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FC Requin Antoetra Zafimaniry, Sports Team, Ambositra.

entraînement catégorie U11  💪🏿🔥
17/04/2026

entraînement catégorie U11
💪🏿🔥

FISAORANAFaly sy mankasitraka indrindra izahay amin’ny fanohanana sy fanampiana rehetra izay natolotr’ireo nandritra ny ...
07/04/2026

FISAORANA

Faly sy mankasitraka indrindra izahay amin’ny fanohanana sy fanampiana rehetra izay natolotr’ireo nandritra ny Tournoi National Spentana.

Misaotra manokana ireo rehetra nanampy tamin’ny lafiny ara-bola, ara-pitaovana, ary ara-moraly, izay nahafahan’ny hetsika tanteraka am-pilaminana sy nahomby.

Singanina manokana ireto olona ireto :
-Maire Cael Antoetra zafimaniry
-Ray aman-dreny ny kilonga rehetra
-ny membre du bureau école de foot requin
-ny mpilalao rehetra
-ny mpanazatra

Betsaka ny lesoka fa raisina ho lesona ireny rehetra ireny ary vonona hatrany hanarina izay tsy nety

Ny fanohanana sy ny firaisankina nasehonareo dia porofo fa rehefa miray hina isika dia afaka mampandroso ny fanatanjahantena sy ny tanora eto amin’ny fiarahamonina.

Vokatra azo :
U11 : raraka teo am quart de final : manao international
U13 : Raraka Téo am demi-final: manao international

U15 : Raraka Téo am barrage

Zahay tsy leo
alefa Requin 🦈

Amin'ny international koa 🦈⚽💪🏿💪🏿🙏🏿

Tournoi national spentana tafiakatra demi-final ny fc requin Antoetra zafimaniry U13 manentana zanaka zafimaniry rehetra...
02/04/2026

Tournoi national spentana
tafiakatra demi-final ny fc requin Antoetra zafimaniry U13
manentana zanaka zafimaniry rehetra monina Antananarivo mba ho tonga hanohana apitso zoma am 8
toerana : alasora bypass
requin 🦈

école de foot Requin Antoetra zafimaniry Ambositra hiatrika ny tournoi national spentana vonona hatrany izahay hitondra ...
31/03/2026

école de foot Requin Antoetra zafimaniry Ambositra
hiatrika ny tournoi national spentana
vonona hatrany izahay hitondra avo ny voninahitrin'ny faritra
Alefa Requin

vonona hatrany 💪🏿
26/03/2026

vonona hatrany 💪🏿

CATÉGORIE U11
04/02/2026

CATÉGORIE U11

catégorie U13
04/02/2026

catégorie U13

CATÉGORIE U15
04/02/2026

CATÉGORIE U15

Tongava maro 🦈⚽
04/02/2026

Tongava maro 🦈⚽

joyeux noël mirary ho tratran taona vaovao ihany koa
25/12/2025

joyeux noël
mirary ho tratran taona vaovao ihany koa

15/10/2024

Tena mety

Address

Ambositra

Telephone

+261345586106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC Requin Antoetra Zafimaniry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category