¤Zay D Fosa Juniors Ihany¤

¤Zay D Fosa Juniors Ihany¤ Ity pejy ity dia natokana hoantsika mpankafy sy mpanohana an'ny Fosa Juniors Fc.

Erreà Sport : Baolina vaovao ho an'ny Fosa Juniors 2020-2021
07/07/2020

Erreà Sport : Baolina vaovao ho an'ny Fosa Juniors 2020-2021

Misy mpilalao efa tsy milalao ao amin'ny Fosa Juniors intsony ao amin'ity sary ity,iza ary ilay izy?
15/04/2020

Misy mpilalao efa tsy milalao ao amin'ny Fosa Juniors intsony ao amin'ity sary ity,iza ary ilay izy?



Tsy mahavita mampandroso ny baolina Kitra  isika raha tsy misy vaza manampy,izy no Arno Steenkist filoha-panorina ny Fos...
15/04/2020

Tsy mahavita mampandroso ny baolina Kitra isika raha tsy misy vaza manampy,izy no Arno Steenkist filoha-panorina ny Fosa Juniors sy CFEM na afantarany maro hoe Orange Pro League.
Merci Arno,

FOSA JUNIORS FC Le Fosa Juniors FC est un Club malagasy de football fondé en 2016,le Club est basé à Mahajanga,au nord-o...
10/04/2020

FOSA JUNIORS FC

Le Fosa Juniors FC est un Club malagasy de football fondé en 2016,le Club est basé à Mahajanga,au nord-ouest de Madagascar , dans la région de Boeny.Il joue ses matches au Stade Rabemananjara.

• Nom Complet: Fosa Juniors Football Club
• Noms précédents: SOM-Fosa Juniors
• Joueur le plus capté: Baggio Rakotoarisoa
•Championnat actuel: Orange Pro League
• Couleurs: Oranges
• Président: Arno Steenkist
• Entraîneur Chef: T**i Rasoanaivo

Tapitra ny lalao teo amin'ny Cnaps Sport sy Fosa Juniors teo amin'ny andro fahavalo ny Orange Pro League teny Vontovoron...
14/12/2019

Tapitra ny lalao teo amin'ny Cnaps Sport sy Fosa Juniors teo amin'ny andro fahavalo ny Orange Pro League teny Vontovorona ary nisaraka ady sahala 2 noho 2 nilalao teo amin'ny roa tonta.
Fizotsany lalao kosa dia nisaraka 0 sy 0 ny roa tonta teo amin'ny fizaram-potoana voalohany,rehetra niditra teo amin'ny fizara-potoana faharoa teo amin'ny minitra faha 49' dia nampiditra baolina i Sambatra ho any Fosa Juniors.Afaka fotoana fohy teo amin'ny minitra faha 61 dia nahazo karatra mena i Tolotra ho any Cnaps Sport,nanomboka teo dia nilalao folo ny Cnaps Sport.Nifamezivezy ny lalao saingy teo amin'ny minitra faha 76' dia nisahalan'i Niasexe ny baolina ka lasa 1 noho 1.
Nihezaka nanafika ny Fosa Juniors ka nampitombo isa taminy alalan'i Dahery ny teo amin'ny minitra faha 86' nahatonga ny isa ho 2 noho 1.Taorian'izay nihezaka nanafika ny Cnaps Sport ka nahatonga ny vodilaharan'ny Fosa Juniors i Lekadoda nanao fahadisona teo amin'ny minitra 88',nahazoany karatra mena avy hatrany ihany koa ka nahazo penalty ny Cnaps Sport vokatr'ilay fahadisoana teo.Ary nodakan'ny Ando ka maty avy hatrany teo amin'ny minitra faha 89' ka nahatonga ny isa ho 2 noho 2 ary io no isa nisarahany roa tonta.

N.B:
[•] Tolotra sy Lekadoda deux fois jaune.

Aza hadino ny fotoan-tsika amin'ny alahady 8 desambra 2019 ho avy izao ny fihaonana eo amin'ny Club M sy Fosa Juniors ny...
06/12/2019

Aza hadino ny fotoan-tsika amin'ny alahady 8 desambra 2019 ho avy izao ny fihaonana eo amin'ny Club M sy Fosa Juniors ny Boeny ao amin'ny kianja ny Barikadimy any Toamasina.Eo amin'ny andro faha fito ny Orange Pro League,manomboka @ 2ora30.

Address

Avenir Ecl
Amborovy

Telephone

+261329062227

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ¤Zay D Fosa Juniors Ihany¤ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ¤Zay D Fosa Juniors Ihany¤:

Share