AMI.FI

AMI.FI Club des danses sportives , traditionnel et Urbaine

💞FÉLICITATIONS A VOUS 2💞
20/01/2025

💞FÉLICITATIONS A VOUS 2💞

11/11/2024
28/04/2024
Faly miarahaba atsik rehetra  Ho avy ty ny vacancesIzahay ato amin'ny CLUB💃 🕺AMIFIDia faly mandray atsika rehetra izay t...
22/06/2023

Faly miarahaba atsik rehetra
Ho avy ty ny vacances
Izahay ato amin'ny CLUB💃 🕺AMIFI
Dia faly mandray atsika rehetra izay te hianatra dihy mihaja tohin'ny " Danse latine et latino"
Toerana : Antanimasaja @ Aina Vao
Isakin'ny SABOTSY sy LAHADY
Heure : 14h30 à 18h00
Droit : 5000AR
Participation par mois:2000Ar na koa 5000Ar par 3 mois
Ahitana ireto dihy manaraka ireto:
Latino: kizomba , salsa , bachata
Latine : jive , chacha, rumba ,.....
Rock and roll
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ireto numéro manaraka ireto:
032 22 977 59
034 69 878 77
032 77 719 02
034 41 575 09

29/10/2021

AMIFI DANSE CLUB

Tongasoa eto amin'ny Pejy Offisialin'ny CLUB DE DANSE AMIFI.

Mankasitraka ary manantena ny hifandray aminay ianareo maniry ny hianatra dihy Mihaja : danse de salon ary misy ihany koa danse Urbaine sy dihy nentimpaharazana.

Aza misalala fa vonona ny handray anareo sy hampianatra aanareo izahay.

29/10/2021


Address

Rue Don Bosco
Amborovy
401

Opening Hours

Saturday 14:30 - 18:00
Sunday 14:30 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMI.FI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share