ASCA BC

ASCA BC Association Sportive Commune Ambohitrarivo Basketball Club 🏆🏀

Sary fanampiny 😅✨
30/03/2026

Sary fanampiny 😅✨

Concours de Dunk 🏀🫡    Mankasitra sy mankatelona an'iza Telo miralahy nanao an'ity defi mafinaritra kely ity 🤝👏
30/03/2026

Concours de Dunk 🏀🫡




Mankasitra sy mankatelona an'iza Telo miralahy nanao an'ity defi mafinaritra kely ity 🤝👏

Sary nandritra ny lalao 😊🫡Samia mijery ny azy 😅🤝
30/03/2026

Sary nandritra ny lalao 😊🫡

Samia mijery ny azy 😅🤝

Ny Club ASCA BC, mpikarakara ny tournoi Basketball 3x3, dia manolotra fiarahabana ara-dalàna sy fankasitrahana feno ho a...
30/03/2026

Ny Club ASCA BC, mpikarakara ny tournoi Basketball 3x3, dia manolotra fiarahabana ara-dalàna sy fankasitrahana feno ho an’ireo ekipa mpandresy tamin’ity fifaninanana ity:

- JEUNE : ALIGATOR
- OPEN DAME : NBC TANAMBE
- OPEN HOMME : ZAYON

Marihina fa ny fandresena azon’izy ireo dia vokatry ny ezaka, ny fahaiza-manao ary ny firaisankina naseho nandritra ny fifaninanana 👏

Koa dia raiso, tompoko, ny fiarahabana sy ny fankasitrahana ambony indrindra atolotry ny ASCA BC 🫡

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏😊

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotray ASCA BC ho  anareo rehetra nandray anjara tamin’ny lalao Basketball 3x3 🏀Isaora...
30/03/2026

Fisaorana sy fankasitrahana no atolotray ASCA BC ho anareo rehetra nandray anjara tamin’ny lalao Basketball 3x3 🏀

Isaorana manokana ireo ekipa rehetra, ireo mpilalao, ary ireo mpiara-miombon’antoka sy mpanohana, izay samy nandray anjara tamin’ny fahombiazana sy ny fahatanterahan’ity hetsika ity ✨🙏

Ny fahavitrihanareo sy ny firaisankinanareo no nahatonga ity hetsika ity ho tontosa amim-pahombiazana sy amim-pilaminana. 🫡

Manantena hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fandraisana anjara avy aminareo amin’ireo hetsika ho avy 🤝😁

Mankasitraka indrindra ary misaotra tompoko 🙏😊

21/03/2026

Aiza avy isika fa hanomboka ny Réunion Technique ehhh!!! 🏀✊🏽
de Mariage an'i Commune no Toerana ✨

Manakaiky ity ny fotoana ry zareo ann 😙😊Manasa antsika rehetra mba andray anjara  lalao ity 🏀Ny Asabotsy 21 Mars 2026 iz...
18/03/2026

Manakaiky ity ny fotoana ry zareo ann 😙😊
Manasa antsika rehetra mba andray anjara lalao ity 🏀
Ny Asabotsy 21 Mars 2026 izao ny Réunion Technique ao amin'ny Salle de Mariage ao amin'ny Commune Ambohitrarivo ✨
Ny Asabotsy 21 Mars 2026 izao ihany kou no farany fisoratana anarana 📝

Noho izany, aza tara fa ataovy dien'izao ny fisoratana anarana 📝✊🏽

Address

Ambohitrarivo
504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASCA BC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category