La Piscine Malaza Ambohimalaza

La Piscine Malaza Ambohimalaza Centre de loisirs et de détente, salle de réception Karaoké piscine pétanque billard babyfoot tennis de table karaoké terrain(foot,basket) coin grillade

Mankasitraka an’ny SAMPATI FJKM Soavimasoandro 🙏
18/08/2026

Mankasitraka an’ny SAMPATI FJKM Soavimasoandro 🙏

PRIVATISE ho an’ny SAMPATI FJKM Soavimasoandro izahay androany tompoko 😊Manome fotoana anareo izahay rahampitso Mirary a...
16/08/2026

PRIVATISE ho an’ny SAMPATI FJKM Soavimasoandro izahay androany tompoko 😊

Manome fotoana anareo izahay rahampitso

Mirary alahady finaritra oo ♥️

‼️FILAZANA‼️

Elaela izahay tsy teto e 😁

Tamy indray izahay ee 🥳

La Piscine Malaza Ambohimalaza dia mampahafantatra antsika fa ny toera-pitsagatsaganana dia ‼️ VOATOKANA ( PRIVATISÉ) ny Alahady 16 Août‼️

Mankasitraka tompoko

☎️ : 034 63 694 83/034 31 240 06

11/08/2026

Aza adino fa mandray ny lanonana rehetra ny Grande Salle anay 🥳🥰
Hafa kely indray ity iray ity fa sady anniversaire an’i Dada no fitsofan-drano ilay zanaka andeha hitady ravinahitra any am-pita🥹
“Ny équipe an’ny La Piscine no niandraikitra ny sakafo rehetra”
📍La Piscine Malaza Ambohimalaza
☎️ : 034 63 694 83 / 034 31 240 06

Mankasitraka indrindra! 🥰Misaotra ny ONG UN ENFANT PAR LA MAIN noho ny fahatokisana napetraka taminay indray. Ny fitokis...
02/08/2026

Mankasitraka indrindra! 🥰

Misaotra ny ONG UN ENFANT PAR LA MAIN noho ny fahatokisana napetraka taminay indray. Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome tolotra tsara sy kalitao. ❤️

Izahay dia afaka mandray karazana évènement rehetra:
✨ Mariage
✨ Anniversaire
✨ Baptême
✨ Séminaire
✨ Évènements d’entreprise
✨ Ary lanonana isan-karazany.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra aminay raha mila devis na fanazavana fanampiny

☎️ : +261 34 63 694 83 / 034 31 240 06

‼️FILAZANA‼️Elaela izahay tsy teto e 😁Tamy indray izahay ee 🥳La Piscine Malaza Ambohimalaza dia mampahafantatra antsika ...
30/07/2026

‼️FILAZANA‼️

Elaela izahay tsy teto e 😁

Tamy indray izahay ee 🥳

La Piscine Malaza Ambohimalaza dia mampahafantatra antsika fa ny toera-pitsagatsaganana dia ‼️ VOATOKANA ( PRIVATISÉ) ny Alahady 16 Août‼️

Mankasitraka tompoko

☎️ : 034 63 694 83/034 31 240 06

Ity sary anakiray ity, izay nanamarika ny Stand 16 no entinay Misaotra betsaka anareo rehetra izay nitsidika ny La Pisci...
18/05/2026

Ity sary anakiray ity, izay nanamarika ny Stand 16 no entinay Misaotra betsaka anareo rehetra izay nitsidika ny La Piscine Malaza nandritrany Foara be Ambohimalaza🙏🏻🥰
Manome fotoana anareo amin’ny herintaona indray🥰

´Ndao hi-foara eeee🥳🥳Efa ato izahay miandry anareo , Stand 16 🤗Fihenam-bidy hatramin’ny 20% 🥰📍Terrain Ambohimalaza
14/05/2026

´Ndao hi-foara eeee🥳🥳
Efa ato izahay miandry anareo , Stand 16 🤗
Fihenam-bidy hatramin’ny 20% 🥰
📍Terrain Ambohimalaza

‼️REMISE 20 % ‼️ be izao no omenay La Piscine Malaza Ambohimalaza anareo izay tonga manao réservation any amin’ity FOARA...
12/05/2026

‼️REMISE 20 % ‼️ be izao no omenay La Piscine Malaza Ambohimalaza anareo izay tonga manao réservation any amin’ity FOARA BE ity an 🥳

Na réservation ao amin’ny centre de loisirs izany na any amin’ny salle de réception 🥳

Tongava maro fa afaka tonga dia manao visite avy hatrany ianareo ✨😁

Ela ela izay eee, mbola Variana nanomana zavatra mafinaritra be ho anareo izahay🤗Aza adino ny fotoanantsika an🥰Handray a...
10/05/2026

Ela ela izay eee, mbola Variana nanomana zavatra mafinaritra be ho anareo izahay🤗
Aza adino ny fotoanantsika an🥰
Handray anjara amin’ny foara be ny La Piscine Malaza Ambohimalaza🤗
Hisy tolotra maro be ho hitanareo any😋
´Ndao hi-foara eeeee🥳

Mandroso dia mandroso ny fanomanana ny Foara Be An’Ambohimalaza 2026 🎉

🙏 Maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho an’ireo mpanohana sy mpiara-miombon’antoka rehetra, na ireo orinasa na ireo olon-tsotra, noho ny fahatokisana napetrany amin’ny Kaominina Ambohimalaza.

🔶 SPONSORS OFFICIELS
- Fianakavian'ny Teraka sy Taranaka Ambohimalaza
- LFL Madagascar
- YAS

🔶 SPONSOR
- ITRAS

🔶 PARTENAIRES
- Technopet | CMP
- Domaine Saha ny nofy
- Granitex
- MBalik
- Extra Pizza
- APEM PAIQ
- Ny Havana
- Le Château d'Ambohimalaza
- Vida School
- BATI FORCE groupe
- Association Ambohimalaza France

Miara-mandroso isika 💪🚀

Rehefa te hiala ny rotoroton’ny fiainana andavan’andro dia Aza adino ny mitsidika kely ny La Piscine Malaza🥰📍Ambohimalaz...
23/04/2026

Rehefa te hiala ny rotoroton’ny fiainana andavan’andro dia Aza adino ny mitsidika kely ny La Piscine Malaza🥰
📍Ambohimalaza, RN2, PK17
📞+261 34 31 240 06

Address

Ambohimalaza RN2 PK15
Ambohimalaza
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346369483

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Piscine Malaza Ambohimalaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share