Section Football Ambilobe

Section Football Ambilobe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Section Football Ambilobe, Sports League, Ambilobe.

🟢🟡 CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| RESULTATS 🟡🟢Karaha ty voka-dalao omaly amin'ny fifaninana izay ho tompodakan'ny DISTRI...
11/10/2026

🟢🟡 CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| RESULTATS 🟡🟢

Karaha ty voka-dalao omaly amin'ny fifaninana izay ho tompodakan'ny DISTRICT AMBILOBE.

Félicitations MCA 🙏
Félicitations FC CHAUDRON 🙏

09/10/2026

CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| RESADRESAKA MIARAKA AMIN'NY MPILALAO

Alohan'ireo lalao amaray amin'ny fifaninana diviziona 1 AMBILOBE. Alô arahan-tsika ity resadresaka miaraka amin'ny GISCAR mpilalaon'ny FC CHAUDRON ao AMBILOBE ity.

Misaotra hatrany amin'ny Section Football Ambilobe amin'ny fiarahamiasa 🙏

Partenaires :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar

🟢🟡 CHAMPIONNAT SECTION AMBILOBE| PROGRAMME MATCHS 🟡 🟢 Karaha ty ny fandaharan-dalao ny sabotsy sy alahady izao amin'ny f...
09/10/2026

🟢🟡 CHAMPIONNAT SECTION AMBILOBE| PROGRAMME MATCHS 🟡 🟢

Karaha ty ny fandaharan-dalao ny sabotsy sy alahady izao amin'ny fifaninana diviziona 1 AMBILOBE.

Kay azo alainao 💪🙏
Ameza pronostic-nao 💪🙏

08/10/2026

⚪🟡 TSIAHY LEGENDE| KORAGNA MIARAKA AMIN'NY JEAN PAUL MAFY DAKA 🟡⚪

Iray tamin'ireo nandrafitra ny Ekipa Nasionaly malagasy CLUB M fahiny ary nanamarika ny tantaran'ny baolina kitra teto Madagasikara i Jean Paul "Mafy Daka", ilay reharehan'ny kitra aty avaratra.

Inona ny tantarany tamin'izany fotoana izany? Araho ary henoy ity koragna nifanaovanay taminy .

Misaotra ny AZ EVENT amin'ny fiarahamiasa 🙏
Misaotra an'i ZOKIBE JEAN PAUL 🙏

⚪🟡CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪ Ny fihaonana eo amin'ny ASJA sy FC AVENIR no lalao faharoa ny alahady...
06/10/2026

⚪🟡CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪

Ny fihaonana eo amin'ny ASJA sy FC AVENIR no lalao faharoa ny alahady izao amin'ny fifaninana DIVIZIONA 1 AMBILOBE.

Kay azovy alainao 💪🙏
Ameza pronostic-nao 💪🙏

Partenaires :
YAS MADAGASCAR
TSINGY ROUGE MADAGASCAR
AZ EVENT

🟡⚪CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡 ⚪ Ny lalao eo amin'ny FC JAGUAR sy FC UJM no lalao voalohany ny alahad...
06/10/2026

🟡⚪CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡 ⚪

Ny lalao eo amin'ny FC JAGUAR sy FC UJM no lalao voalohany ny alahady izao amin'ny fifaninana izay ho tompodakan'ny DISTRICT AMBILOBE.

Kay azovy alainao 💪🙏
Ameza pronostic-nao 💪🙏

Partenaires :
YAS MADAGASCAR
TSINGY ROUGE MADAGASCAR
AZ EVENT

🟡⚪ CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪Ny lalao eo amin'ny Mca Ambilobe sy AF GALACTIK no lalao faharoa ny s...
06/10/2026

🟡⚪ CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪

Ny lalao eo amin'ny Mca Ambilobe sy AF GALACTIK no lalao faharoa ny sabotsy izao ao amin'ny STADE MUNICIPAL Ambilobe. Lalao izay tafiditra ao anaty fifaninana izay ho tompodakan'ny DISTRICT AMBILOBE.

Kay azovy alainao 💪🙏
Ameza pronostic-nao 💪🙏

Partenaires :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar
AZ Event

🟢🟡CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪Hitohy ny farany erinan'andro izao ny fifaninana diviziona 1 AMBILOBE....
06/10/2026

🟢🟡CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| PROCHAIN MATCH 🟡⚪

Hitohy ny farany erinan'andro izao ny fifaninana diviziona 1 AMBILOBE. Ny lalao eo amin'ny AJFMA sy FC CHAUDRON no hanokatra an'izany n'y sabotsy 10 oktobra izao amin'ny 1ora.

Partenaires :
Yas Madagascar
Tsingy Rouge Madagascar
AZ Event

Azovy alainao 💪 🔥
Ameza pronostic-nao 💪 🙏

🟡⚪ CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| RESULTAS ⚪🟡Karaha ty voka-dalao niany tamin'ny fifaninana DIVIZIONA 1 DOSTRICT AMBILOB...
04/10/2026

🟡⚪ CHAMPIONNAT DISTRICT AMBILOBE| RESULTAS ⚪🟡

Karaha ty voka-dalao niany tamin'ny fifaninana DIVIZIONA 1 DOSTRICT AMBILOBE.

Félicitations AF GALACTIK 🙏
Félicitations MCA AMBILOBE🙏

Partenaires :
Yas Madagasca
Tsingy rouge Madagascar
AZ Event

Score du match Dimanche 4 Octobre Section Football Ambilobe championnat de district premier Division MCA 4 : 1 UJM AF GA...
04/10/2026

Score du match Dimanche 4 Octobre
Section Football Ambilobe championnat de district premier Division

MCA 4 : 1 UJM

AF GALACTIK 4 : 2 FC JAGUAR

Address

Ambilobe
204

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Section Football Ambilobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category