Espace A'Miel Ambatolampy

Espace A'Miel Ambatolampy Piscine, et espace enfant, ... ;
Terrain de Foot, Basket, ... ;
Piste moto, roleur ... ;
Maison d'hรดte et location tent, ...

29/08/2026

Ny omly alina ๐Ÿค—
Mankasitraka 104FM nisafidy ny Espace A'Miel ๐Ÿ˜
Ambiance mafana , andro manfatsiaka
Temperature normal ๐Ÿ’ช๐Ÿ˜Š

Salama tompoko,Efa tany Majunga ve enao , nefa manembona vacansy sahady ? Sa Mbola tsy tany tamin ity vacansy ity ?Efa m...
26/08/2026

Salama tompoko,
Efa tany Majunga ve enao , nefa manembona vacansy sahady ? Sa Mbola tsy tany tamin ity vacansy ity ?

Efa mafana zao ny andro "saika" nitovy ny any Janga ihany aty ๐Ÿ˜
Ny tombony fotsiny : tsy lany 13h enao mamakivaky ny lohasaha katrany ๐Ÿค—

Tongava maro ary e๐Ÿ˜€ jerenay tsara , karakarainay milay be izay tonga eo fa aza matahotra ๐Ÿง๐Ÿฅฑ๐Ÿ˜€

Bonne vancance avant rentrรฉe jiaby basy e ๐Ÿซ ๐Ÿ˜…

23/08/2026

Miha mahazo vahana eto Ambatolampy ny tahaka izao.

Tongava ato aminay raha tianao ny manao fety tahaka izao.

Mandrapihaona ary ๐Ÿ˜Š

PS : Ambatolampy 104, 1h miala Tana ๐Ÿค—

Coucou daholo,Zoma 28 aout indray ny fotoanantsika.Asiana kilalao ve ? Aleo andinika kely ๐Ÿ˜๐Ÿง
20/08/2026

Coucou daholo,
Zoma 28 aout indray ny fotoanantsika.

Asiana kilalao ve ? Aleo andinika kely ๐Ÿ˜๐Ÿง

Salama daholo,Ho alefa tsikelikely eto ireo sary nalefanareo koa dia araho tsy tapaka ary ny pejy ๐Ÿค—
01/08/2026

Salama daholo,
Ho alefa tsikelikely eto ireo sary nalefanareo koa dia araho tsy tapaka ary ny pejy ๐Ÿค—

Salama daholo ,Alefaso aty aminay ny sary tianareo ho avoakanay ary e, sary  tato ihany  a ๐Ÿ˜๐Ÿ˜„
28/07/2026

Salama daholo ,
Alefaso aty aminay ny sary tianareo ho avoakanay ary e, sary tato ihany a ๐Ÿ˜๐Ÿ˜„

25/07/2026

Marriage en plein air chez nous ๐Ÿค—
Client satisfait๐Ÿฅฐ
Et vous ๐Ÿค” le grand jour serait ou ? โค๏ธ

23/07/2026

Soraty hoe avy aiza ianao no ho avy hijery azafady ?

๐Ÿค—Am asabotsy ny fotoanantsika ary e๐Ÿ™‚

Address

Ambatolampy
104

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:30
Sunday 09:00 - 18:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace A'Miel Ambatolampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share