303 Miregnina Basket

303 Miregnina Basket Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 303 Miregnina Basket, Sport & recreation, Ambalavao Tsienimparihy, Ambalavao Sud.

⚜️ Miregnina ✴️ Mihavagna ✴️ Mandroso ⚜️

Collectif des jeunes passionnés de basketbal

📍Ambalavao 303, Tsienimparihy
🏀 Tournoi officiels | Jeunes talents | Cohésion sociale
🛒 Vente produits authentique
🌍 miregninabaskety.com

11/08/2026

Tohanatsika ny talentan'Ambalavao 303 🙏💯...

Mitomboa laza hatrany 🤝🙏

07/06/2026

⏳En direct 🕊️

Fanaovamb-beloma farany an'i NOMENJANAHARY Romule Adrien 🕯️

"🕊️ Amin'ny alahelo lehibe no am-pandrenesanay ekipan'ny 303 Miregnina Basket fa nodimandry i NOMENJANAHARY Romule Adrie...
05/06/2026

"🕊️ Amin'ny alahelo lehibe no am-pandrenesanay ekipan'ny 303 Miregnina Basket fa nodimandry i NOMENJANAHARY Romule Adrien dit Kimendry Manoa 💔

Mampahery ny fianakaviana sy ny havana ary ny namana mantolo ihany koa 🙏 "

👏Anisan'ireo olona mandrafitra ny Staff 303 Miregnina Basket Andriamatoa Yves Bertrand RANDRIANARIVELO🏀...✅Nitondra ny a...
26/02/2026

👏Anisan'ireo olona mandrafitra ny Staff 303 Miregnina Basket Andriamatoa Yves Bertrand RANDRIANARIVELO🏀...

✅Nitondra ny anjara birikiny izy tamin'ny fanatontosana ireo "Edition Tournoi Miregnina Baskety" izay efa "3 éditions" no efa vita

👉Koa andao ary hotohanatsika ny atsika fa tsa mba hanao ny hafa, Fidio "Numéro 1" ✅

❤️FIRAISANKINA - FANDROSOANA - FAHOMBIAZANA❤️

́

❤️ Une de nos clients très satisfaite du sweat 303 Miregnina Basket ✅Misaotra nanjifa Sanda Nirikou 🥰🫶.Amin'ny alahady i...
26/12/2025

❤️ Une de nos clients très satisfaite du sweat 303 Miregnina Basket ✅
Misaotra nanjifa Sanda Nirikou 🥰🫶.

Amin'ny alahady indray no tonga ilay commande'nao anakiray😉😍

✅ 100% Coton
✅ Authentique
✅ Tissu de qualité

Ho antsika mbola tsy naka dia aza ela, aza tara intsony fa ny faran'ny taona ity efa akaiky, ny entana efa vitsy dia vitsy sisa😌

☎️ Antsoy avy hatrany ny 038 32 877 17 raha hanao commande ianao
📩 MP direct raha mila fanazavana fanampiny na hanjifa ihany koa





🫶❤️ Mankasitraka anareo nanjifa rehetra tompoko ❤️🫶Rehefa afa-po ianareo dia faly izahay ka dia misaotra ireo izay rehet...
24/12/2025

🫶❤️ Mankasitraka anareo nanjifa rehetra tompoko ❤️🫶
Rehefa afa-po ianareo dia faly izahay ka dia misaotra ireo izay rehetra nanao commande🤝😊

✅ Nisy ny efa livré ary rahapitso tonga indray ny manaraka.

👉 Hoan'ireo rehetra efa niresaka ny hanao commande dia fotoany izao, vitsy dia vitsy izy ireto sisa ka sao tara.

👉 Mbola mandray commande aloha izahay izao ka midira MP ianareo izay haka.

☎️ 038 32 877 17 ( afaka antsoina avy hatrany raha manana fanontaniana ianao )




Address

Ambalavao Tsienimparihy
Ambalavao Sud

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 303 Miregnina Basket posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share